Eglise Ziona Fitsaharana Community

Eglise Ziona Fitsaharana Community Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Eglise Ziona Fitsaharana Community, Religious organisation, Toamasina.

24/07/2026

Tsy vahaolana Amin'ny zava-mitranga izao ny tahotra, fa ny fatahorana an'Andriamanitra ihany. Salamo 34-7

15/07/2026
11/07/2026

Masi-mandidy Andriamanitra (Dieu est souverain).
Tsy misy zavatra mitranga raha tsy navelan'Andriamanitra hitranga (Joba1, Joba2)
Isaia45-7: Jehovah mamorona ny mazava sy ny maizina, mahary fiadanana sy loza
Joba 1-21:Jehovah manome, Jehovah manaisotra
Joba2-10: Moa soa ihany no horaisintsika amin'Andriamanitra fa tsy ratsy koa

Manasa antsika rehetra hamonjy seminera mandritra ny 10 herinandro ny larobia io sy lahady io. Lohahevitra1 : Miverina a...
03/07/2026

Manasa antsika rehetra hamonjy seminera mandritra ny 10 herinandro ny larobia io sy lahady io. Lohahevitra1 : Miverina amin'ny toerana misy an'Andriamanitra, Lohahevitra 2: Ahoana no ahafantaranao fa misy Jesosy ianao. ....

07/06/2026

Ahoana ahafahana ho tonga mpivady tsy miady:1-Mandresy ny Tsy Fitoviana. Gen2-24:Manao voyage amin'ny firaisana. Noho ny Fitiavana, de vita ny mandefitra 1Kor13. Mifampiresaka tsara na communication mba aampitovy vina, fanao, toetra, fomba, laharampahamehana.. 2-Tsy mitady ny vady hameno ny banga fa Andriamanitra. JAONA 4.JESOSY ihany no afaka mameno ny banga. Fifandraisana tsirairay amin'Andriamanitra no mahafeno ny banga. 3-Vonona ny hampifaly 1kor7-33fa Tsy iadana na ampifaliana. Mpanompo fa Tsy tompoina. Manome1Kor 13 fitia Agape. 4-Tsy mitazona asosorana na mitahiry lolom-po Kolosiana 3-19. Alamina alohan'ny matory ny olana. Tsy atao tratran'ny masoandro milentika ny fahatezerana

06/06/2026

Tanora madio-Mpivady tsy miady - Manaja fitsipika mihoatra noho ny fahaiza-manao

Address

Toamasina

Telephone

+261347728300

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Eglise Ziona Fitsaharana Community posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share