UPCI Antanetikely Ambohijoky

UPCI  Antanetikely Ambohijoky Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from UPCI Antanetikely Ambohijoky, Christian church, Antanetikely, Tanjombato.

Deraina Jesosy 👋Fpm_Antanetikely_Ambohijoky  (Alahady 25-01-2026)
25/01/2026

Deraina Jesosy 👋
Fpm_Antanetikely_Ambohijoky
(Alahady 25-01-2026)

02/01/2026

*🎉 Deraina Jesosy! 🎉*

Ny *FPM Antanetikely* dia * Faly miarahaba an’ireo rehetra mpanaraka ny pejy noho ny fahatratrarana ny *taona vaovao*
Video kely fandraisana anjarany tanora *reveillon*

Joyeux nôel 🎄
26/12/2025

Joyeux nôel 🎄

Deraina Jesosy😊Ireto misy sary vitsivitsy  androany lahadyizay fotoana nadraisana anjara bediabenanana tombotsoa ny fian...
14/09/2025

Deraina Jesosy😊
Ireto misy sary vitsivitsy androany lahady
izay fotoana nadraisana anjara bediabe
nanana tombotsoa ny fiangonana teto Antanetikely ambohijoky satria dia tonga nitsidika ny Mpitondra distric faritra faha 6. Ny voninahitra dia ho an'i Jesosy irery ihany🙏🏻

Upci
09/08/2025

Upci

06/04/2025

Misaotra an'i Jesosy fa tontosa soamantsara ny fifoazam-panahy izay natao teto aminy FIANGONANA PENTEKOTISTE MITAMBATRA ANTANETIKELY AMBOHIJOKY.

19 no natao batisa 👋🏻
Any Jesosy ny voninahitra 🙏🏻

Hanasana antsika rehetra tsy akanavaka topoko 😊Raha  miala  anosy-zato isika  dia  eo ampitany Shell no mitsofoka , refa...
31/03/2025

Hanasana antsika rehetra tsy akanavaka topoko 😊

Raha miala anosy-zato isika dia eo ampitany Shell no mitsofoka , refa tonga eo aloha eo dia misy terminus bus, Tsara raha manotany hoe iza no makany Antanetikely Ambohijoky frais 2 500 ar 😊. Misaotra topoko

Fpm Antanetikely Ambohijoky🏰
22/02/2025

Fpm Antanetikely Ambohijoky🏰

Fpm Antanetikely ambohijoky⛪
29/12/2024

Fpm Antanetikely ambohijoky⛪

10/12/2024

Tanora FPM ANTANETIKELY

Fpm  Antanetikely ambohijoky💒
24/11/2024

Fpm Antanetikely ambohijoky💒

Address

Antanetikely
Tanjombato

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when UPCI Antanetikely Ambohijoky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share