RHEMA Of Christ's Ambassadors Tanjombato/Ambohimanatrika

RHEMA Of Christ's Ambassadors  Tanjombato/Ambohimanatrika Fiangonana RHEMA des Ambassadeurs Tanjombato Ambohimanatrika Secteur 4

📞0330945316 / 0342023351 Mafy ve ny fiainana? Betsaka ve ny olanao? mamely ve ny aretina?

sns...Hoy JESOSY hoe: "fa katsaho aloha ny fanjakan'ANDRIAMANITRA sy ny Fahamarinany dia hanampiny ho anao ny ZAVATRA REHETRA"... Ny Mpanompon'A/TRA dia vonona hitondra am-bavaka anao REHETRA..Antsoy na andefaso messagape ny laharana etsy ambany fa hamaly anao AM-PITIAVANA ny Mpanompon'A/TRA

24/11/2024

5em Anniversaire - EADC Mahazaka Mahitsy - Pr Lanto Mivady
GLORY TO GOD - SALAMO 23

28/04/2024
17/02/2024

Imota - Ứng dụng đầu tư Blockchain cho mọi người

08/10/2023

Efa fotoana izao;
Ndao hiara-hivavaka ho antsika sy ny firenentsika isika:
Misokatra ho antsika ny
❤️Fiangonana
Ambassadeur du Christ Ambohimanatrika _ Tanjombato
❤️Misy koa ny vondrom-bavaka isaky ny Alahady Maraina: Espace GLORIA ANKAZOTOHO Anosimahavelona (akaikin i Bebe Ranety
❤️Maraina : 09h
❤️Hariva : 02 ora

08/10/2023

Izy

Tongava maro Fandaharam-potoanantsika:VAVAKA SY FIANKOHOFANA hiarahantsika midera an’ANDRIAMANITRA , Avy eo FANDRAISANA ...
16/09/2023

Tongava maro
Fandaharam-potoanantsika:
VAVAKA SY FIANKOHOFANA hiarahantsika midera an’ANDRIAMANITRA , Avy eo FANDRAISANA ANJARAN’IREO MPANAKANTO
TORITENY HITONDRA FAHASOAVANA EO AM FIAINANAO

10-Avril-2023: "LUNDI de PÂQUES"TAHIAN'I JESOSY HATRANY
10/04/2023

10-Avril-2023: "LUNDI de PÂQUES"

TAHIAN'I JESOSY HATRANY

10-Avril-2023: "LUNDI de PÂQUES"Papa et Maman, on vous aime tellement ❤️** Ny Tompo homba sy hitahy anareo  rehetra ary ...
10/04/2023

10-Avril-2023: "LUNDI de PÂQUES"
Papa et Maman, on vous aime tellement ❤️

** Ny Tompo homba sy hitahy anareo rehetra ary hampitombo ny fahasoavana anatinareo **

10-Avril-2023: "LUNDI de PÂQUES"FITAHIANA COMPLET NO AZO ANDROANY AN:🥇VAVAKA AN_TENDROMBOHITRA🥈FITORIANA FILAZANTSARA🥉FI...
10/04/2023

10-Avril-2023: "LUNDI de PÂQUES"

FITAHIANA COMPLET NO AZO ANDROANY AN:

🥇VAVAKA AN_TENDROMBOHITRA
🥈FITORIANA FILAZANTSARA
🥉FITSANGATSANGANANA

♻️Mbola misy foana ny manaraka ho an'izay tsy afaka androany. Fa miomana hatrany.

TAHIAN'I JESOSY HATRANY

04/02/2023

Manana fotoam-bavaka izahay isaky ny Alahady 09h; 14h
Hanasana anao manokana raha tsapanao tokoa fa mbola misy ANDRIAMANITRA mihay sy manohana anao.

24/10/2022

ÉVANGÉLISATION 2019
TSARA NY TOMPO
EFA IO NY ADRESS, TONGAVA E !
RAHA TENA VONONA HITADY AN'I JESOSY, TSY MIALA MAINA IZANY E

02/10/2022

SAMBATRA IANAO
RAHA MBOLA VELON'AINA
"Misaora NY TOMPO"

Address

Ambohimanatrika, Secteur4
Tanjombato

Telephone

+261330945316

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RHEMA Of Christ's Ambassadors Tanjombato/Ambohimanatrika posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share