20/03/2023
Izao ary tokony ho atao mba tsy aharava ny fitiavana
☑ METY HO FATY NY FITIAVANA RAHA OHATRA KA:
👉🏻Ahoana ary ny fomba mety hafatesany❔
👉🏻Ny fitiavana dia maty tsikelikely
👆🏻 Maty izy noho ny tsy fahampian'ny :
➖FIFANAJANA
➖FIFAMPIRESAHANA
➖TAMBITAMBY
➖FIRAHARAHIANA sy TSY FIHASANA LOHA @ olon_tianao.
✔Tsy mila zavatra goavana be ny fitiavana fa zavatra kely d'efa ampy
Miaina izy @ alalan'ny fihetsika kely andavanandro:
Fiharabana , teny mamy , natory tsara ve? Misy hanampiako anaoo? Oroka kely , sangisangy indrindra fa ny fifanajana.
👉🏻Mila tohanana foana ny FITIAVANA isanandro mba tsy hahafatesany
👉🏻Alohany handratranao ny FO n'ny olona iray dia jereo aloha saody ao foana ianao .
TANDREMO FA SAROTRA VELOMINA!☝🏻☝🏻
ARY MANANA FANDEFERANA E✔🙏🏻 🙏🏻
__ Ny mpifankatia tsy hilaozan'ny adiady sy disadisa.
Zavatra kely tsy dia misy dikany akory dia efa mampiteraka fifamaliana.
Ireny ady sy disadisa kely ireny ,tsy natao ho entina handravana ny fiarahana akory fa atao ampinga entina hanamafy ny fototra ny fifankatiavana .
Amin'ireny fotoana iadiana na ifamaliana ireny no tena hilaina ny fifandeferana .mila mahay manindry FO mba tsy hiteniteny foana .hanao teny izay handratra ny olon_tiana.
☑Raha tena feno loatra ny hatezerana dia aleo mangina aloha ,fa tsy resy akory ny olona mangina fa milefitra fotsiny 😍 ,izay mangina volamena e😍.
👉🏻Raha tena tianao ny olotianao , tianao haharitra mandrakizay ny fiarahanareo dia mahaiza mifandefitra ✔
Aza diso misendoatra fa mahaiza manindry FO ✔
Izay fa mirary soa daholo dia tahin'Andriamanitra hatrany ny amis ako .