07/05/2026
Eo ambany fiahian’ny RAD Pasteur MAILHOL André Christian Dieu Donné Filoha Mpanorina ny fiangonana Apokalypsy sy ny fitondram-piangonana FOIBE
- Ny Distrika Atsimondrano izay tarihan’i RAD Pasteur Edvin Léon
- Ny biraon’ny Paroasy Tanjombato
- Ny biraon’ny fiangonana Apokalypsy Anosimahavelona Gideona
- Ny biraon’ny MP5
- Ny biraon’ny SAMPANA sy RANTSANA ANOSIMAHAVELONA
FAM 30 TAONA 🥳🥳
Ao anatin’ny fankalazana ny faha 15 Taonan’ny Fiangonana ANOSIMAHAVELONA GIDEONA
Izahay dia faly manasa anao ho tonga hanatrika ny fanompoam-pivavahana izay ho tanterahina eny an-toerana ihany
Ny fotoana rehetra dia hiarahana amin’ny :
💫RAD Pasteur Mailhol mivady sy ny mpanara-dia azy
💫Birao Rezionaly Antananarivo
💫Distrika Atsimondrano
💫Birao Paroasy Tanjombato
💫Fiangonana 7ruches Famonjena
💫Vahiny mana-kaja maro tsy voatonona anarana
Fotoana : SABATA 09 MAY 2026
‼️ AZA MBA TARA MANDEHA MIVAVAKA FA HAJAO NY ANDRIAMANITRAO ‼️
❌Tsy misy place reservée aty aminay 🤣🙄❌