Zanak'ampielezana Antsampanimahazo Ambohitrimanjaka

Zanak'ampielezana Antsampanimahazo Ambohitrimanjaka FINARITRA E

Ny ady fototra no vita tamin'ny Asabotsy 1er Novembre teo ary kasaina ho vita amin'ny farany Novembre ity ny fototra. Af...
06/11/2025

Ny ady fototra no vita tamin'ny Asabotsy 1er Novembre teo ary kasaina ho vita amin'ny farany Novembre ity ny fototra. Afaka mandray ny tolotanana avy amintsika. Aza mamihina ny soa raha misy azon'ny tananao atao

Hankalaza ny Jobily faha 150 taona ny fiangonana ny taona 2026 Araka ny tapaky ny fiangonana dia dispensaire no atao TSA...
06/11/2025

Hankalaza ny Jobily faha 150 taona ny fiangonana ny taona 2026 Araka ny tapaky ny fiangonana dia dispensaire no atao TSANGAMBATO amin'izany ka hiara -miasa amin'ny fiangonana sy ny Komity isika hanantontosana izany. Alefako eto ihany ny andininy fa indro ny maquette ny dispensaire. Andriamanitra homba sy hitahy antsika rehetra

06/11/2025

Finaritra faly mandray antsika rehetra eto pagen'ny zanak'ampielezana FJKM Antsampanimahazo. Fiadanan'ny Tompo ho amintsika rehetra. Faly mampahafantatra antsika rehetra fa efa mitsangana ny fikambanan'ny zanak'ampielezana
Fjkm Antsampanimahazo.

Address

Antsampanimahazo Ambohitrimanjaka
Tananarivokely
105

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zanak'ampielezana Antsampanimahazo Ambohitrimanjaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share