FPVM Tanàna Masina Avaratsena

FPVM Tanàna Masina Avaratsena Eglise Avaratsena Talata volonondry fondé en 2003

Zaro amin'ny lalana tokony halehany ny zazaMisaotra ny ankizy manao ny asa fanompoanaderaina Jesosy
21/10/2024

Zaro amin'ny lalana tokony halehany ny zaza
Misaotra ny ankizy manao ny asa fanompoana
deraina Jesosy

Arabaina ny zanak'i Dada🎇🌠 nahatratra ny tsingeritaonanao anio🍰🍰, mitoboa fahendrena sy fahalalana👩‍🎓👩‍🎓 hatrany de tahi...
15/10/2024

Arabaina ny zanak'i Dada🎇🌠 nahatratra ny tsingeritaonanao anio🍰🍰, mitoboa fahendrena sy fahalalana👩‍🎓👩‍🎓 hatrany de tahin'i Jesosy ""zoky""

Fiderana LEHIBEToerana: FPVM Tanana Masina AvaratsenaHo antsika rehetra tsy ankanavaka
13/02/2024

Fiderana LEHIBE
Toerana: FPVM Tanana Masina Avaratsena
Ho antsika rehetra tsy ankanavaka

" Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo" Hebreo : 6 : 10
10/02/2024

" Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo" Hebreo : 6 : 10

Aoka tsy ho tara isiaka rehetra
01/02/2024

Aoka tsy ho tara isiaka rehetra

Misaotra an'i Jesosy fa vita anio ny fanokafana tamin'ny fomba OFISIALY ny fankalazana ny faha 20 TAONA nitadreman' Pst ...
07/01/2024

Misaotra an'i Jesosy fa vita anio ny fanokafana tamin'ny fomba OFISIALY ny fankalazana ny faha 20 TAONA nitadreman' Pst RAKOTOARISOA Jimmy mianakavy teto Tanana Masina
" fa sitrak'i Jehovah ny olony"

"Fa Mpamonjy no teraka ho antsika anio"❤❤❤Fo feno hafaliana no iderantsika an i Jesosy📽
26/12/2023

"Fa Mpamonjy no teraka ho antsika anio"
❤❤❤Fo feno hafaliana no iderantsika an i Jesosy📽

Efa vonona ve ianao,ho avy Jesosy,homany ny fonao
13/12/2023

Efa vonona ve ianao,ho avy Jesosy,homany ny fonao

13/12/2023

Na sarotra aza ny lalana mankany
Mankany an-danitra any
NA FISEDRANA TSIMAINTSY LALOVAKO
Tsy ahasakana ahy tsy ho any

F'IZAHO ANDROSO FOANA
N'inona manoloana
Tompo o TSY HIEMOTRA A8HO aho
Fa hanaraka Anao

TANO MAFY AHO TOMPO
Tehirizo aho ho Anao

Isaorana Jesosy dia isaoran ihany koa isika rehetra nifanohana nadritry NY fotoana rehetra nanatanterahany NY VOKATRY NY...
26/11/2023

Isaorana Jesosy dia isaoran ihany koa isika rehetra nifanohana nadritry NY fotoana rehetra nanatanterahany NY VOKATRY NY DIAKONA Tanana Masina

Address

Fpvm Tanàna Masina, Route Ambohitrolomahintsy
Talata-Volonondry
102

Telephone

+261331427219

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FPVM Tanàna Masina Avaratsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share