Vovonan'ny Tanora Katolika Ekar Soavimasoandro

Vovonan'ny Tanora Katolika Ekar Soavimasoandro Ary ianareo koa hijoro ho vavolombelona hanambara ahy satria miaraka amiko hatramin'ny voalohany ianareo" Jo 15,27.

πŸ₯‚πŸ“’Faran'ny taonan'ny tanora 2025, πŸ“ŒβœŒHo an'izay liana dia mandefa hafatra miafina Hajaniaina Eric Anjaramaharavo fa ho am...
27/11/2025

πŸ₯‚πŸ“’Faran'ny taonan'ny tanora 2025,
πŸ“ŒβœŒHo an'izay liana dia mandefa hafatra miafina Hajaniaina Eric Anjaramaharavo fa ho ampidirina groupe privΓ© . ny tanjona dia miombona, miraihiana. Ho an'ireo efa anaty groupe tsy madef mp any intsony.βœπŸ“’πŸ₯‚

Indro ary hampitaina amintsika ny fandaharam-potoana mandritra ny andron'ny tanora faha-40 izay hatao eny amin'ny EKAR F...
18/11/2025

Indro ary hampitaina amintsika ny fandaharam-potoana mandritra ny andron'ny tanora faha-40 izay hatao eny amin'ny EKAR Fanahy Masina Analamahitsy πŸ™

ANDRO MANERAN-TANY FAHA-40 HO AN'NY TANORA-Distrika Faravohitra-" Ary ianareo koa hijoro ho vavolombelona hanambara Ahy ...
07/11/2025

ANDRO MANERAN-TANY FAHA-40 HO AN'NY TANORA
-Distrika Faravohitra-
" Ary ianareo koa hijoro ho vavolombelona hanambara Ahy satria miaraka amiko hatramin'ny voalohany ianareo " (Jo 15,27).
Araky ny efa fantantsika moa dia ny Alahady Fetin'i Kristy Mpanjaka no natokana ho andron'ny Tanora. Ho an'ny Distrika Faravohitra dia ho tanterahina eny amin'ny Ekar Fanahy Masina Analamahitsy izany , ny Sabotsy 22- Alahady 23 Novambra izao.
Ny Sabotsy 22 Novambra amin'ny 11:00 no fandraisana eny an-toerana.

πŸ“•βœ 02 Novembre - 19 Avril 2026 no fara fisoratana anarana ao
04/11/2025

πŸ“•βœ 02 Novembre - 19 Avril 2026 no fara fisoratana anarana ao

Address

EKAR Md Piera Sy Md Paoly Soavimasoandro
Soavimasoandro
101

Telephone

+261342232103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vovonan'ny Tanora Katolika Ekar Soavimasoandro posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Vovonan'ny Tanora Katolika Ekar Soavimasoandro:

Share