Asafi/Sekoly Sabata FMC Ofisialy 2026

Asafi/Sekoly Sabata FMC Ofisialy 2026 Mambra rehetra mandray anjara!

27/03/2026

26 Mars 2026
Initiative: “Communion avec Dieu"
(Fifandraisana amin'Andriamanitra)

Formation vakinakaratra 2 Departemanta ASAFI SS/FMC TETO AMBOHIMANDROSO. TONGA NANOTRO NANOTRONA IZANY NY MPIADRAIKITRA ...
28/02/2026

Formation vakinakaratra 2 Departemanta ASAFI SS/FMC TETO AMBOHIMANDROSO. TONGA NANOTRO NANOTRONA IZANY NY MPIADRAIKITRA REHETRA MANERANA ny Ranomasim be Oceana Indiana sy ny SID. MANKASITRAKA AZY IREO.

10/02/2026
02/02/2026

Mankasitraka antsika rehetra tonga maro t@ Formation EDS/AFAFI/ASA FI.
Ny Tompo hampitombo ny hatsarany ho aminao.
Ny Tale ny Departemanta
Pasteur Rakoto Pierre Jean Sosthène

31/01/2026

FIOFANANA ASA FI / SEKOLY SABATA / AFAFI
AO @ FIANGONANA Soamanandrariny.
01 Febroary 2026

15/01/2026

Salama daholo e! Andeha ary hiara hiainga indray isika amin'ity taona 2026 ity. Ilazao ny hafa. Hafa kokoa ianao no manatrika.
Ny Pastora, ny loholona, ny mpiandraikitra as fi sy sekoly sabata rehetra, ny mpampianatra isaky ny sokajy rehetra ny ( mpandrindra sy mpanetana klasy).

Address

Mahazo Soamanandrariny
Soamanandrariny
101

Telephone

+261344019750

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Asafi/Sekoly Sabata FMC Ofisialy 2026 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share