09/03/2026
Fiadanana e.!
Misaotra an’i Jesoa Kristy fa vita soa aman-tsara ny fametrahana ny vato Fototry ny tranon’ny Toby Fiombonana Manantena Tsara.
Isaorana manokana ny :
-Filoha, Birao, Komitin’ny Toby
-Sakaizan’ny Toby
-Mpitandrina sy ny FJKM Manarintsoa Namehana
-Pastora sy ny FLM Ebenezara Sabotsy Namehana
-Pasitera sy ny METM Zarefata Sabotsy Namehana
-Ny Mpitandrina sy ny FJKM Tsarafara Sabotsy Namehana
-Ny Mpitandrina, ny Chorales sy ny FKPM Betela Ambatofotsy Sabotsy Namehana
-Révérend, Katekista, sy ny EEM Antsahatsiresy
-Rév. Dr Ndriana Rabarioela, Teolojiana
-Ny Mpiandry rehetra
-Solotenan’ny Ben’ny Tananan’i Sabotsy Namehana
-Distrika an’Avaradrano
-Solotenan’ny Député an’Avaradrano
-Ary isika Kristiana rehetra tsy an-kanavaka.
Apetraka amin’ny Tompo ny tohin’ny asa rehetra.
Ho an’Andriamanitra irery ihany ny voninahitra