Apokalypsy Rezionaly Port Bergé

Apokalypsy Rezionaly Port Bergé Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Apokalypsy Rezionaly Port Bergé, Church, Ambohimalaza Port-bergé, Port-Bergé.

Voninahitra de hoan'Atra irery ihany 🙏,vita soamatsara ny fampakarambady zanakondry teto @ rezionaly PORT BERGÉ, miisa 4...
05/07/2026

Voninahitra de hoan'Atra irery ihany 🙏,vita soamatsara ny fampakarambady zanakondry teto @ rezionaly PORT BERGÉ, miisa 4 ireo mpivady niroso t@ fanamasinana, Arabaina nareo fa nahavita ny dingana farany🥰

Eee!! Ndao mba hirary soa an'ireto RAD be ireto isika fa fotoana Zao,
26/05/2026

Eee!! Ndao mba hirary soa an'ireto RAD be ireto isika fa fotoana Zao,

Miarahaba tsika rehetra,       Ny Dorkasy eto  Port Bergé dia manasa antsika rehetra Dorkasy eto  Sofia mba SÉMINAIRE LE...
22/05/2026

Miarahaba tsika rehetra,
Ny Dorkasy eto Port Bergé dia manasa antsika rehetra Dorkasy eto Sofia mba SÉMINAIRE LEHIBE izay atao eto Port Bergé, ny Zoma faha 29 Mai ho avy izao, koa manantena fahatongavantsika rehetra

27/04/2026

Hoantsika eto
P/B,,,Aza adino fa misy vavaka antsasak'erinandro ho avy izao eto reniny P/B, izay manomboka sasany.

Miova ho : FAHATSIAROVANA NY NANOSORANA HO MPITANDRINA AN'I RAD Pasteur Mailhol ny lohahevitra amin'io fotoambavka @ Sab...
21/04/2026

Miova ho : FAHATSIAROVANA NY NANOSORANA HO MPITANDRINA AN'I RAD Pasteur Mailhol ny lohahevitra amin'io fotoambavka @ Sabata 25/04/26 .
Fanamarihana :
1- Ny Programme rehetra tsy misy miova ny tapany maraina fa ny tapany hariva manomboka 3 ka hatramin'ny 4 no misy répertoire iraisaisana
2- Ny Fifadiankanina 40 Sabata mitohy hatrany.

21/04/2026
Tatitra t@fivorin'ny Komity rezionaly t@12-04-2026 eto  Port-berge -Momban'ny Rezionaly faharoa-Momban'ny Fanorenana-fan...
18/04/2026

Tatitra t@fivorin'ny Komity rezionaly t@12-04-2026 eto Port-berge
-Momban'ny Rezionaly faharoa
-Momban'ny Fanorenana
-fanokafana faha 25 taona ny Rezionaly Port -berge
-momban'ny fitaovana Rezionaly
-momban'ny vatsy ny Pasteur

Isaorana Tompo fa vita soamatsara ny Rezionaly teto Port Bergé, 10 mianadahy ny vita batisa, 10 mianadahy ny Zaza tsofin...
12/04/2026

Isaorana Tompo fa vita soamatsara ny Rezionaly teto Port Bergé, 10 mianadahy ny vita batisa, 10 mianadahy ny Zaza tsofina rano

11/04/2026

Mirary sabata mafinaritra ho antsika 😁🥰

Address

Ambohimalaza Port-bergé
Port-Bergé

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Apokalypsy Rezionaly Port Bergé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category