FJKM Ankilizato Fiderana SP MEFA 36

FJKM Ankilizato Fiderana SP MEFA 36 Ho aminao anie ny Fiadanana

| Lohahevitra volana Jolay |Manaiky ho iraka ny mpino
01/07/2026

| Lohahevitra volana Jolay |
Manaiky ho iraka ny mpino

06/04/2026

| P***A 2026 |

"Fa isaorana anie Andriamanitra , Izay manome antsika ny fandresena amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika." I Kor 15. 57

Stk M.I.K.A
Toerana : tranom-pokon'olona Ankilizato

"24Ary ho an'izay maharo anareo mba tsy ho tafintohina, ary hametraka anareo tsy hanan-tsiny eo anoloan'ny voninahiny am...
23/01/2026

"24Ary ho an'izay maharo anareo mba tsy ho tafintohina, ary hametraka anareo tsy hanan-tsiny eo anoloan'ny voninahiny amin'ny firavoravoana, 25ho an'Andriamanitra tokana, Mpamonjy antsika, amin'ny alalan'i Jesoa Kristy Tompontsika anie, ny voninahitra sy ny fahalehibiazana, ny fanjakana sy ny fahefana hatramin'ny taloha indrindra sy ankehitriny ary mandrakizay. Amena. "
— Joda 24,25

"ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny l...
21/01/2026

"ka hoy Izy: Raha hazoto hihaino ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka hanao izay mahitsy eo imasony sy hihaino ny lalàny ary hitandrina ny didiny rehetra, dia tsy hisy hataoko aminao ireny aretina rehetra ireny, izay nataoko tamin'ny Egyptiana; fa Izaho no Jehovah Izay mahasitrana anao."— Eksodosy 15 : 26

Fa efa nahasitrana olona maro Izy, ka dia nifanety taminy mba hanendry Azy izay rehetra nanana aretina*. [*Grika: kapoka...
20/01/2026

Fa efa nahasitrana olona maro Izy, ka dia nifanety taminy mba hanendry Azy izay rehetra nanana aretina*. [*Grika: kapoka] — Marka 3 : 10

"ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesoa no Tompo, raha tsy amin'ny Fanahy Masina."1  Korintiana 12 : 3b
19/01/2026

"ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesoa no Tompo, raha tsy amin'ny Fanahy Masina."
1 Korintiana 12 : 3b

Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va?  — Genesisy 18 : 14a
18/01/2026

Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? — Genesisy 18 : 14a

"Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka"Matio 12 : 30
17/01/2026

"Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka"
Matio 12 : 30

Finaritra ee,Sary t@ fiderana an'Andriamanitra noho ny famaranana ny taona 2025 teto @ FJKM ANKILIZATO FIDERANA✨️🎉
02/01/2026

Finaritra ee,

Sary t@ fiderana an'Andriamanitra noho ny famaranana ny taona 2025 teto @ FJKM ANKILIZATO FIDERANA✨️🎉

🎉Arahabaina nahatratra ny taona 2026🎉Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao z...
01/01/2026

🎉Arahabaina nahatratra ny taona 2026🎉

Izy no nahariana ny zavatra rehetra; ary raha tsy Izy dia tsy nisy nahariana izao zavatra ary izao, na dia iray aza. — Jaona 1 : 3

Address

Ankilizato Morondava
Morondava

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ankilizato Fiderana SP MEFA 36 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share