25/08/2026
Arahabaina isika Fiangonana fa nahavita niatrika tamin-pifaliana sy fahafenoana ny "Fifampiofanan'ny Mpitandrina mivady 2026" ny Mpitandrina mianakavikely.๐
-Isaorana ny Tompo miahy hatrany ny fiainan'ny Fiangonany
-Isaorana isika tamin'ny ezaka rehetra, izay tsapa tokoa fa tsy mora
-Isaorana ny Foibe AFF nanampy tamin'ny fampitaovana
-Isaorana ny Firahalahian'ny Mpitandrina eto naneho ny fifampitondrana ny fahalemen'ny malemy๐
Ho Voninahitr'Andriamanitra irery ihany๐