Paroasy Fo Masin'i Jesoa Tanambao Morondava

Paroasy Fo Masin'i Jesoa Tanambao Morondava Ry fo masin'i Jeso ô matoky Anao izahay

Isaorana ny chorale ATEMA Vaovao (FLM) avy any an-drano teraka, commune bemanonga morondava, t@asa fitoriana ny evanjely...
20/06/2026

Isaorana ny chorale ATEMA Vaovao (FLM) avy any an-drano teraka, commune bemanonga morondava, t@asa fitoriana ny evanjely an-kira, tety Paroasy Fo Masin'i Jesoa Tanambao Morondava, niarahana t@ 'ny Edena, t@lahady, faha 14 juin 2026 lasa teo, mankasitraka

Izahay ato Paroasy Fo Masin'i Jesoa Tanambao Morondava, dia manao fisaorana hoantsika rehetra izay nandray anjara t@keri...
09/06/2026

Izahay ato Paroasy Fo Masin'i Jesoa Tanambao Morondava, dia manao fisaorana hoantsika rehetra izay nandray anjara t@kerimesy mahavariake, adiany faha 4, mbola halefa eto ireo izay nahazo loka,
araho tsy tapaka ny pejy, misaotra

04/06/2026

Zany ara efa mandeha ny tam tam aaan, an, efa kely sisa ny billet a, koa tongava amaray ariva fanokafana azy, oficielle fort fo masin'i jesoa tanambao, # tsy maintsy mandroso #
merci e

mihira fona
27/05/2026

mihira fona

MBOLA maro ny billet ato, ho an'ny izay mbola tsy nahazo, araraoty fa indray mandeh tsy miverina ity   'ijesoamorondava ...
15/05/2026

MBOLA maro ny billet ato, ho an'ny izay mbola tsy nahazo, araraoty fa indray mandeh tsy miverina ity
'ijesoamorondava #

Sary vitsivitsy t@fandalovan'ny TAMPIKRI, tety  fo masin'i jesoa tanambao, m/va , merci eeeeeee
13/05/2026

Sary vitsivitsy t@fandalovan'ny TAMPIKRI, tety fo masin'i jesoa tanambao, m/va , merci eeeeeee

miomakomana ny chorale 'ny edena tanambao morondava, f hiseho sehatra any  chris, mairaka , koa tongava maro hijery raha...
13/05/2026

miomakomana ny chorale 'ny edena tanambao morondava, f hiseho sehatra any chris, mairaka , koa tongava maro hijery raha,

atolotra ho antsika longo iaby, rolahy kerimesy mahavariake andiany faha 4 izay hatao eo an-tokon-tanim-piangona
04/05/2026

atolotra ho antsika longo iaby, rolahy kerimesy mahavariake andiany faha 4 izay hatao eo an-tokon-tanim-piangona

Address

Tanambao M/va
Morondava
619

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Paroasy Fo Masin'i Jesoa Tanambao Morondava posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category