12/08/2026
Moa te hiadana va ianao ? 😀
Jesosy afaka hampiadana anao
Tsy tahaka ilay fampiadanana ety aminizao tontolo izao, izay faritan'ny zavatra hananana, fa mbola mety tsy hampilamin-tsaina anao.
Fa Ilay fiadanana izay mbola hahatonga anao hahita tory foana na dia ao anaty sambokely mila ho safotry ny alondrano nohon'ny tafiodrivotra aza.
Raiso ny fiadanan'i Jesosy
Raiso ao anaty fiainam-bavaka.
𝐉𝐚𝐨𝐧𝐚 𝟏𝟒:𝟐𝟕
"𝐹𝑖𝑎𝑑𝑎𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑜 𝑎𝑣𝑒𝑙𝑎𝑘𝑜 ℎ𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜, 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑎𝑑𝑎𝑛𝑎𝑘𝑜 𝑛𝑜 𝑜𝑚𝑒𝑘𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜; 𝑡𝑠𝑦 𝑡𝑎ℎ𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒𝑛'𝑖𝑧𝑎𝑜 𝑡𝑜𝑛𝑡𝑜𝑙𝑜 𝑖𝑧𝑎𝑜 𝑛𝑜 𝑓𝑎𝑛𝑜𝑚𝑒𝑘𝑜 𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜. 𝐴𝑧𝑎 𝑚𝑎𝑙𝑎ℎ𝑒𝑙𝑜 𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑡𝑎ℎ𝑜𝑡𝑟𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑜𝑛𝑎𝑟𝑒𝑜"