VFL Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from VFL, Christian church, Miandrarivo, Miandrarivo.

Sampana iray (1) eo anivon'ny FJKM entina hamoriana ireo olona nahazo fahasoavana na manana talenta manokana entina hitoriana sy hampivoarana ny Filazantsaran'i Jesoa Kristy.

01/08/2024

⚠️⚠️TANDREMO⚠️⚠️ VONJEO AINGANA eny amin'ny sainte famille Mahamasina ny fifidianana tapakila fa vitsivitsy izy sisa ao, sao mbola ho tantarain'olona 'ndray.

Sampana iray (1) eo anivon'ny FJKM entina hamoriana ireo olona nahazo fahasoavana na manana talenta manokana entina hitoriana sy hampivoarana ny Filazantsaran'i Jesoa Kristy.

Andao aloha hijery MALOK'ILA ZEPARSA vao mandeha vakansa e!Sabotsy 10 Aogositra 2024 ao amin'ny "Sainte FAMILLE Mahamasi...
26/07/2024

Andao aloha hijery MALOK'ILA ZEPARSA vao mandeha vakansa e!
Sabotsy 10 Aogositra 2024 ao amin'ny "Sainte FAMILLE Mahamasina"
Misy fidirana in-2 amin'ny 11 ora maraina sy amin'ny 2ora sy sasany hariva.
Ny tapakila dia amidy amin'ireto toerana ireto Manomboka ny Alatsinainy 29 JOLAY 2024:
- COIFFURE JULIEN Ambatonakanga
- LAVAGE JULIEN Manakambahiny
- Eo alohan'ny vavahadin'ny Ste Famille isaky ny Alakamisy
- Eo amin'ny vavahadin'ny FJKM SOAMIAVAKA Miandrarivo isan'andro.
Fanampim-panazavana: 038 05 492 17

27/09/2022

Ireo mpitendrin'ny VFL Soamiavaka :
Sax~Joro
Bass~Ntsoa
Guitare~Mihaja
Drums~Zo
Keyboard~Doria

22/09/2022

Avant répétition

Mozika vaovao ho an'ny sofinaoTsy ho ela...
20/09/2022

Mozika vaovao ho an'ny sofinao
Tsy ho ela...

Address

Miandrarivo
Miandrarivo

Telephone

+261348586068

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VFL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to VFL:

Share