VFL METM Fiadanana Maritiora Filadelfia

VFL METM Fiadanana Maritiora Filadelfia Sampana Ivondronan'ny Fanomezampahasoavana rehetra afahana mitory ny filazantsara sy manasoa ny manodidina

25/05/2026

Fampatsiahivana:

Tsy mianatra ny kilasy rehetra, na informatique, na langues, na BIM

-

Fa miverina mianatra daholo ny Sabotsy 06 Jona, Alahady 07 Jona, Alatsinainy 08 Jona, Talata 09 Jona, Alarobia 10 Jona.

-

Bonne vacances daholo.

03/05/2026

Tsy mianatra ny mpianatra rehetra ny Sabotsy 09 Mey sy Alahady 10 Mey.

-

Asaina isika rehetra ho tonga hanotrona ny Fanokanana ny Mpitandrina Rakotoarivony Alphonse Marcellino sy ny ankohonany izay atao amin'ireo andro ireo.

Anaty vidéo ny hafatra.

Misaotra Ny Tompo fa tontosa ny fianarana voalohany ho an'ny taona 2026 tamin'ny taranja Français, BIM, anglais, Informa...
12/04/2026

Misaotra Ny Tompo fa tontosa ny fianarana voalohany ho an'ny taona 2026 tamin'ny taranja Français, BIM, anglais, Informatique, coupe et couture ary zaitra indostrialy.

Aman-jatony ny mpianatra.
-

Mifanompo, mifanampy mifampizara, mifankatia.

-

Mankasitraka amin'ny fahatokisana. Mankasitraka ireo mpampianatra bénévoles.

-

Fianaran'ny Fifankatiavana (2fi)

Miarahaba anstika rehetra.-Ampatsiahivina isika fa hanomboka ny fampianarana rehetra ny Sabotsy 11 Avrily 2026.-Aza tara...
06/04/2026

Miarahaba anstika rehetra.

-

Ampatsiahivina isika fa hanomboka ny fampianarana rehetra ny Sabotsy 11 Avrily 2026.

-

Aza tara amin'ireo ora efa nisoratanareo anarana.

-

Andriamanitra anie hitafy hery antsika rehetra.

Ny Birao SVFL

23/03/2026
Mankasitraka antsika rehetra tonga nanatrika ny "prise de contact" omaly 22 Martsa 2026-Na aman-jatona iaza no tonga oma...
23/03/2026

Mankasitraka antsika rehetra tonga nanatrika ny "prise de contact" omaly 22 Martsa 2026

-

Na aman-jatona iaza no tonga omaly dia fantatray fa mbola maro be no tsy afaka nanatrika nefa efa nisoratra anarana. Tsy misy tsiny tompoko.

-

Hiezaka izahay hitady vaha olana ho an'ireo manana olana ara-potoana.

-

Mirary taom-pianarana 2026 feno fahamatorana sy fifankatiavana ho antsika rehetra.

FIDIRANA: Alahady 22 Martsa 2026 amin'ny 2 ora, Andoharanofotsy.-Miaraba antsika rehetra.-Ilazana ireo nisoratra anarana...
17/03/2026

FIDIRANA: Alahady 22 Martsa 2026 amin'ny 2 ora, Andoharanofotsy.

-

Miaraba antsika rehetra.

-

Ilazana ireo nisoratra anarana tamin'ny 2FI (Fianaran'ny Fifankatiavana) fa amin'ny alahady 22 Martsa 2026 hoavy izao ny "prise de contact" ho an'ny rehetra amin'ny 2 ora eny andoharanofotsy.

-

Niveau rehetra, na informatika na teny vahiny na zaitra na zaitra indostraly dia mila tonga amin'io daholo fa amin'io no ho tsinjaraina ny ora sy andro hianarana.

-

Mifampilazà azafady.

-

Maimaimpoana hatrany.

15 taona amin'ity taona ity ny VFL ary 10 taona ny 2FI (Fianaran'ny Fifankatiavana)-Tsy mitsahatra ny manatsara ny asa f...
22/02/2026

15 taona amin'ity taona ity ny VFL ary 10 taona ny 2FI (Fianaran'ny Fifankatiavana)

-

Tsy mitsahatra ny manatsara ny asa fanasoavana ny mpiara-belona izahay.

-

Hiverina indray ny 2FI , maimaim-poana hatrany ary manampy taranja vaovao:

Ankoatran'ny Informatique sy ny langues dia faly izahay manambara fa miampy zaitra tanana sy zaitra indostrialy mba hafahana mitady asa avy hatrany.

Miampy koa BIM na Building Information Modeling izany.

-

Misaotra sahady ireo mpiara-miasa bénévoles vaovao izay manampy isa anay:

-

Miverina koa ny Cours du Midi toa ny taloha.
Misy hatrany ny Cours du Week-end.

-

Efa misokatra ny fisoratana anarana , voafetra ny toerana.

Serasera amin'ny VFL:

-

034 09 883 23

Passation.. Loading...
20/12/2025

Passation.. Loading...

Ekipa zokiny ... tamin'ny fahatanoràna ... zao izy ireo efa nahazo taona ao amin'ny Tompo
30/08/2025

Ekipa zokiny ... tamin'ny fahatanoràna ... zao izy ireo efa nahazo taona ao amin'ny Tompo

Address

III O 49 Bis Mananjara
Mananjara
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VFL METM Fiadanana Maritiora Filadelfia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share