10/04/2026
Noharian'Andriamanitra ny vehivavy mba ho namana, hameno ary hiaraka hizaka ny fiainan'ny lehilahy. Mifameno izy ireo ary mandringa ny tokantrano Raha tsy eo ny iray. Ka aoka isika samy handinika izany tenin'Andriamanitra izany mba tsy hivaona ny fanambadiana.