๐”ธ๐•ž๐•š๐•ฅ๐•š๐•–ฬ ๐•”๐•™๐•’๐•ก๐•–๐• ๐•€๐•Ÿ๐•ฅ๐•–๐•ฃ๐•Ÿ๐•’๐•ฅ๐•š๐• ๐•Ÿ๐•’๐• ๐•„๐•’๐•Ÿ๐•’๐•œ๐•’๐•ฃ๐•’ - ๐™Š๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ

  • Home
  • Madagascar
  • Manakara
  • ๐”ธ๐•ž๐•š๐•ฅ๐•š๐•–ฬ ๐•”๐•™๐•’๐•ก๐•–๐• ๐•€๐•Ÿ๐•ฅ๐•–๐•ฃ๐•Ÿ๐•’๐•ฅ๐•š๐• ๐•Ÿ๐•’๐• ๐•„๐•’๐•Ÿ๐•’๐•œ๐•’๐•ฃ๐•’ - ๐™Š๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ

๐”ธ๐•ž๐•š๐•ฅ๐•š๐•–ฬ ๐•”๐•™๐•’๐•ก๐•–๐• ๐•€๐•Ÿ๐•ฅ๐•–๐•ฃ๐•Ÿ๐•’๐•ฅ๐•š๐• ๐•Ÿ๐•’๐•  ๐•„๐•’๐•Ÿ๐•’๐•œ๐•’๐•ฃ๐•’ - ๐™Š๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ VAHAO NY OLOKO MANAKARA
๐Ÿ™๐Ÿ™MIVAVAKA HO ANAO๐Ÿ™๐Ÿ™
FOTOAMBAVAKA LEHIBE ISAKY NY SABOTSY
๐Ÿ‘‰VAVAKA FANAFAHANA
๐Ÿ‘‰VAVAKA FANASITRANANA

GRANDE DELIVRANCE SABATA 20 DEC 2025Isaorana ny Tompo fa niseho ny voninahitr'Andriamanitra t@ ireo olona izay tonga tao...
21/12/2025

GRANDE DELIVRANCE SABATA 20 DEC 2025

Isaorana ny Tompo fa niseho ny voninahitr'Andriamanitra t@ ireo olona izay tonga tao๐Ÿ™๐Ÿ™
Maro tamin'ny olona no nahatsapa fa afaka, sitrana ary nahazo fifaliana.
๐Ÿ”ดTsy miova ny Herin'Andriamanitra, mbola afaka manasitrana anao Izy raha mino ianao.

๐Ÿ‘‰VAVAKA FANAFAHANA LEHIBE isaky ny Sabotsy manomboka @ 8h 30 maraina


๐Ÿ™GRANDE DELIVRANCE๐Ÿ™FANAFAHANA LEHIBE๐Ÿ™๐Ÿ‘‰SABOTSY 20 DESAMBRA 2025 HOAVY IZAOAo amin'ny fiangonana  ๐ŸŸขHo anao izay manana are...
05/12/2025

๐Ÿ™GRANDE DELIVRANCE๐Ÿ™FANAFAHANA LEHIBE๐Ÿ™

๐Ÿ‘‰SABOTSY 20 DESAMBRA 2025 HOAVY IZAO
Ao amin'ny fiangonana
๐ŸŸขHo anao izay manana aretina tsy ahitana fanasitranana toy ny: famosaviana, kista, fibrome, tosi-dra, cancer, diabeta, tsy miteraka, korontana tokantrano, sns.... mitongava fa hanafaka anao Jesosy.
Izany dia iarahana amin'ny Pasteur lehibe avy any @ foibe Vahao ny oloko Antananarivo. Lazao ny namana sy ny fianakaviana fa tena TIA ANAO JESOSY.


Alahady 23/11/2025Fitoriana filazantsara sy fijoroana vavolombelona @ video progecteur narahina alimbavaka nandritran'ny...
24/11/2025

Alahady 23/11/2025

Fitoriana filazantsara sy fijoroana vavolombelona @ video progecteur narahina alimbavaka nandritran'ny alina izay natao tao Marofarihy sampana Manakara.
๐Ÿ‘‰Miditra @ herinandro faharoa isika izao @ fanatontosana ny alimbavaka tapa-bolana
๐Ÿ™Deraina mandrakariva ny anaran'ny Jehovah fa mampiseho ny fahatsarany amitsika isanandro

Talata 18/11/2025Alina faha 3 amin'ny alimbavaka antendrombohitra 15 alina misesy TFVO Manakara๐Ÿ‘‰Na dia avy be aza ny ora...
19/11/2025

Talata 18/11/2025
Alina faha 3 amin'ny alimbavaka antendrombohitra 15 alina misesy TFVO Manakara
๐Ÿ‘‰Na dia avy be aza ny orana dia tsy nahasakana ny hetahetan'ny zana'Andriamanitra rehetra izany
๐Ÿ™Ho an'Andriamanitra irery ihany ny voninahitra๐Ÿ™


Nanomboka omaly Alahady 16 Novembre ny alim-bavaka 15 andro misesy eny antendrombohitra TFVO Manakara.๐Ÿ™Isaorana ny Tompo...
17/11/2025

Nanomboka omaly Alahady 16 Novembre ny alim-bavaka 15 andro misesy eny antendrombohitra TFVO Manakara.
๐Ÿ™Isaorana ny Tompo fa maro no nahatsapa ny fiasan'ny herin'Andriamanitra tamin'ity alina voalohany ity.
๐Ÿ‘‰Ny tanjona amin'izao alimbavaka 15 andro misesy izao dia ny mba hahatonga ny fiangonana ho feno herin'Andriamanitra ka afaka mandrava ny fanahy ratsy mamatotra ny olona mba hahatonga fifohazam-panahy lehibe eto Manakara๐Ÿ™๐Ÿ™
โœ…TSY MAINTSY VIAVONJY MANAKARA

AMIN'NY   NY FOTOANA๐Ÿ‘‰IANAO SISA NO ANDRASANA, FA ANDRIAMANITRA EFA VONONA HANAFAKA ANAO.๐Ÿ•ฃAMIN'NY 08h 30mn NY FOTOANA eo ...
24/03/2025

AMIN'NY NY FOTOANA

๐Ÿ‘‰IANAO SISA NO ANDRASANA, FA ANDRIAMANITRA EFA VONONA HANAFAKA ANAO.

๐Ÿ•ฃAMIN'NY 08h 30mn NY FOTOANA eo Ankofafa Manakara ( Ex Lycรฉe Technique )

HO ANTSIKA ETO MANAKARA SY NY MANODIDINA๐Ÿ‘‰Anjaranao indray izao no mandray  ๐Ÿ‘‰Anjaranao no mandray  ๐Ÿ‘‰Anjaranao no mandray ...
18/03/2025

HO ANTSIKA ETO MANAKARA SY NY MANODIDINA

๐Ÿ‘‰Anjaranao indray izao no mandray
๐Ÿ‘‰Anjaranao no mandray
๐Ÿ‘‰Anjaranao no mandray
๐Ÿ‘‰Anjaranao no mandray

ASABOTSY 29 MARS HO AVY IZAO ao amin'ny Trano fivavahana manomboka amin'ny 8h 30mn maraina.

TONGAVA MARO FA TIA ANAO JESOSY !

SABOTSY 26 OCT hoavy izao ny fotoanantsika e,  ento ny marary sy ny manana olana isankarazany fa hanafaka anao Andriaman...
20/10/2024

SABOTSY 26 OCT hoavy izao ny fotoanantsika e, ento ny marary sy ny manana olana isankarazany fa hanafaka anao Andriamanitra.

FANAMBINANA SY TSO-DRANOSabotsy 26 Octobre ho avy izao ny fotoanantsika ao @ ex Lycรฉe Technique Ankofafa MANAKARA
17/10/2024

FANAMBINANA SY TSO-DRANO

Sabotsy 26 Octobre ho avy izao ny fotoanantsika ao @ ex Lycรฉe Technique Ankofafa MANAKARA

11/04/2024

VAVAKA FANAFAHANA LEHIBE HO ANTSIKA ETO MANAKARA

Manomboka ny Sabotsy ho avy izao, ka mandritra ity volana Avrily iray manontolo ity, ao @ foibe TRANO FIVAVAHANA VAHAO NY OLOKO MANAKARA Ankofafa ( Ex Lycรฉe Technique ).

Tongava maro fa hanafaka anao Jesosy.

09/04/2024

MANAKARA SY NY MANODIDINA

Fotoam-panafaha lehibe mandritra ny 3 herinandro, iarahana amin' i avy any

TONGAVA MARO

SABATA 24 FEVRIER 2024 MANAKARA๐Ÿ™Mahaiza misafidy ny anjara tsara ho anao๐Ÿ“– Lioka 10 : 38 - 42๐Ÿ™Ho an' Andriamanitra ny von...
24/02/2024

SABATA 24 FEVRIER 2024 MANAKARA
๐Ÿ™Mahaiza misafidy ny anjara tsara ho anao
๐Ÿ“– Lioka 10 : 38 - 42

๐Ÿ™Ho an' Andriamanitra ny voninahitra

Address

Manakara

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐”ธ๐•ž๐•š๐•ฅ๐•š๐•–ฬ ๐•”๐•™๐•’๐•ก๐•–๐• ๐•€๐•Ÿ๐•ฅ๐•–๐•ฃ๐•Ÿ๐•’๐•ฅ๐•š๐• ๐•Ÿ๐•’๐• ๐•„๐•’๐•Ÿ๐•’๐•œ๐•’๐•ฃ๐•’ - ๐™Š๐™›๐™ž๐™จ๐™ž๐™–๐™ก๐™ฎ posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share