17/04/2026
Misaotra an'Andriamanitra fa vita ny fifidianana bureaux vaovao eto amin'ny Escale Antsirabe
Ny association Escale dia natao hanampy ary hanabe ny mpianatra mba ho tonga fanilo hoan'ny fiaraha-monina
Tahian'i Tompo daholo e!