24/05/2026
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐๏ธโจ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐ โจ๐๏ธ
โโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโโ
๐ ๐๐จ๐๐๐ซ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ 23 ๐๐๐ฒ ny Herinandronโny teto aminโny Faritany Boeny.
๐ฏ Nisy ny lalao technique natao ho famaranana izany, nitondra ny lohahevitra hoe :
๐ก ยซ Fahaizana mikirakira outils de gestion communication ยป
๐ฉโ๐ซ Anisanโireo nandray anjara taminโizany ny cheftaine avy eto amintsika ,
Fivondronana faha roa Sampati FJKM Ziona Famonjena. Cheftaine Ericka Nomena sy cheftaine
๐ฅ Nahazo ny ๐ฅ๐๐ก๐๐ซ๐๐ง๐ ๐๐๐ก๐๐ซ๐จ๐ taminโny fifaninanana ny sokajy nisy azy, dia ny :
โจ โ๐๐จ๐ค๐๐ฃ๐ฒ ๐๐ก๐๐ญ๐๐๐โ โจ
๐ ๐๐ซ๐๐ก๐๐๐๐ข๐ง๐ izy ireo taminโny ezaka sy ny fahombiazana tratra.
๐ Mirary mbola hitohy hatrany ny fahalalana sy ny fandrosoana eo aminโny fanompoana ary ny fitaizana skoto.
โ๏ธ Vonona lalandava! โ๏ธ
๐ธโจ ๐ฝ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐ โจ๐ธ
๐๐ด๐๐๐๐๐ ๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐๐,๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐โฆ โจ