SVM Boina Vaovao

SVM Boina Vaovao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SVM Boina Vaovao, Church of Christ, Mahajanga.

21/11/2025

FILAZANA

Mandalo eto Mahajanga ny Tonia SVM FJKM, Ny Zona 21 sy Sabotsy 22 November 2025.

Toy izao ny fandaharam-potoana:

21 November 2025: "Famelabelaran-kevitra.
" Manomboka amin'ny 6ora 30min hariva.
"Tanteraina ao amin'ny FJKM VAVAHADIN'NY LANITRA MANGARIVITRA.

22 November 2025:
" Fampiofanana hoan'ny rehetra.
" manomboka amin'ny 9ora maraina.
"Tanteraina ao amin'ny FJKM VAVAHADIN'NY LANITRA MANGARIVITRA.

Koa manentana antsika ho tonga maro ary hifampilaza.
Hafatra avy amin'ny Filohan'ny SVM/SP 17,
Pasteur Jeannot.

Address

Mahajanga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SVM Boina Vaovao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share