Masjid Fainama Ofisialy

Masjid Fainama Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Masjid Fainama Ofisialy, Religious organisation, Ambovoalanana, Mahajanga.

📢 IFTAR ARAFA 🌙Ny Masjid FAINAMA dia mikarakara Iftar amin’ny Andron’i ARAFA :🗓 Talata 26/05/2026🎟 Ticket azo alaina man...
25/05/2026

📢 IFTAR ARAFA 🌙

Ny Masjid FAINAMA dia mikarakara Iftar amin’ny Andron’i ARAFA :

🗓 Talata 26/05/2026
🎟 Ticket azo alaina manomboka anio Alatsinainy 25/05/2026 après Zouhr.

NB: 1- Misy toerana hoan’ny vehivavy
2- voafetra ny isany Ticket zaraina

25/05/2026

« Ndao isika hanamafy ny hezaka izay ataon-tsika fa kely sisa dia handao antsika ity 10 andro voalohany @ Zoul-Hijja ity. »
( Oustaz Massoundi)

24/05/2026

Faly ireto Djamat ny Ambohimandamina ireto fa nahazo Masjid Vaovao , ka niara niredona Takbir izy ireo , izay isany zikr tsara hatao @ izao andro 10 voalohany Zoul-Hijja izao.

قال رسول الله (ص) : ما مِن أيَّامٍ أَعظَمَ عِندَ اللهِ، ولا أَحَبَّ إلَيهِ مِنَ العملِ فيهِنَّ مِن هذِه الأَيَّامِ العَشرِ؛ فأَكثِرُوا فيهِنَّ مِنَ التَّهليلِ، والتَّكبيرِ، والتَّحميدِ.

“Tsy misy andro lehibe kokoa eo anatrehan’Allah , ary tsy misy asa tiany kokoa noho ny asa atao amin’ireto andro folo ireto. Koa ampitomboy amin’ireo andro ireo ny filazana hoe: Lā ilāha illallāh (Tsy Tompo afa tsy Allah ), ny takbīr (Allāhu Akbar), ary ny taḥmīd (Alhamdulillāh).”

🤲Alhamdou lillah 🤲Vita soaman-tsara anio 7 zoul-Hijja 1447 H/ 24/05/26  , izay ao anatiny andro tsara indrindra @ fanaov...
24/05/2026

🤲Alhamdou lillah 🤲

Vita soaman-tsara anio 7 zoul-Hijja 1447 H/ 24/05/26 , izay ao anatiny andro tsara indrindra @ fanaovana asa soa , 10 andro voalohany zoul-Hijja , ny fanokafana MASJID NIL , sy Forage izay ahitana toeram-patsakana rano maimaimpona hoan’ny vahoaka , ao Ambohimandamina akaikin’ny terrain Tenda Kely .
Hisaorana ny nanome Tokontany, hisaorana ny namatsy vola ary hisaorana ireo Djamat izay nangataka azy ity , Allah anie hamaly soa anareo.

24/05/2026

« Ny lanjan’ny andron’ny Anrafat »
( Oustaz Cassam)

Imam Labib Khalid  no imam tsika @ Soalat  Eid Al-Adha ery @ Bord ny Alarobia 27/05/26 @ 7h30.
24/05/2026

Imam Labib Khalid no imam tsika @ Soalat Eid Al-Adha ery @ Bord ny Alarobia 27/05/26 @ 7h30.

Oustaz Mouhsine avy any France no khatub tsika @ Soalat  Eid Al-Adha ery @ Bord ny Alarobia 27/05/26 @ 7h30.
23/05/2026

Oustaz Mouhsine avy any France no khatub tsika @ Soalat Eid Al-Adha ery @ Bord ny Alarobia 27/05/26 @ 7h30.

22/05/2026

Khoutba Al - Djouma 22/05/26 , hiarahana @ Oustaz Abdoul Hakim Abad

22/05/2026

« Antony 2 ahatonga Allah hanangana trano hoan-tsika ao @ Paradisa. »

( Oustaz El Franck)

Arakan’ny efa Mahazatra ery @ BORD de la Mer ny Majungany SOALAT EID AL-ADHAny Alarobia 27 May 2026 @ 7h30.Andeso ny nam...
22/05/2026

Arakan’ny efa Mahazatra
ery @ BORD de la Mer ny Majunga
ny SOALAT EID AL-ADHA
ny Alarobia 27 May 2026 @ 7h30.

Andeso ny namana Sy havana rehetra.

21/05/2026

Fanazavana Hadisy:
« Tsy ho mpino ny iray afa tsy hoe izy mankatia izay zavatra tsara hoan’ny rahalahiny, tahakan’ny hitiavany izany hoan-tenany »

(Imam Labib)

Address

Ambovoalanana
Mahajanga
401

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Masjid Fainama Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share