02/06/2025
Paroasy ny Tsararano izay notontosaina teto amin'ny fiangonana Sardonyksa Ambohimandamina ny Sabata 31 Mai 2025..
Nisy ihany koa ny firaisana latabatra t@ Tompo.. Feno ny Fanatrehan'Andriamanitra tanteraka ny fotoana