Menafify Fiv-11 BOENY

Menafify Fiv-11 BOENY Fileovana: Antanimalandy MANDROSO
"Ary indro ato aminay Andriamanitra ho mpitarika anay"

23/09/2024
27/08/2024
Tanteraho ny fanompoanao'' II Tim 4:5 dIzahay SAMPATI fivondronana faha XI ato amin'ny FJKM Antanimalandy Omega Fitiavan...
29/05/2024

Tanteraho ny fanompoanao'' II Tim 4:5 d

Izahay SAMPATI fivondronana faha XI ato amin'ny FJKM Antanimalandy Omega Fitiavana dia misaotra anareo rehetra nanontrona sy nanohana anay tamin'ny hetsika izay nokarakarainay ( fanekena mpiandraikitra, fanolorana Tonia, fanokanana menafify, fanolorana tadin-tsoroka FMT2s)

Hisaorana manokana:
-Andriamanitra
- Ny komity lehibe
- Ny solontenan'ny Foibe
- Ny filoham-paritany
- Ny Filoha isan'ambaratonga
-Ny komitim-pivondronana
- Ny Mpiandraikitra namana sy n'y beazina

Andriamanitra manakarem-pahasoavana anie hamaly fitia ho anareo🫶💗

Ho an'ny fanabeazana hatrany 🤚

......io no vokatra✊Vita soamantsara ny FANOKANANA ny Menafify Fiv-11 Boeny androany Alahady 26/05/24 Isaorana Andriaman...
26/05/2024

......io no vokatra✊
Vita soamantsara ny FANOKANANA ny Menafify Fiv-11 Boeny androany Alahady 26/05/24
Isaorana Andriamanitra lehibe izany, ny FP Boeny Dehoke Tahina ny FF Antsinanana Dronga Adoni ireo Ekipa Menafify rehetra Songiky Mitarika Edord Chrissant Leadgerfregis Akbar Radoniaina Aimé Rakotondrasoa Ary ireo Tary ato amin'ny Menafify Fiv-11 BOENY
Miarahaba an'i zoky YVES manokana nohon'ny Fahavitany ny izay nataony ihany koa
Ho an'Andriamanitra irery anie ny voninahitra.

07/05/2024

❗❗J-90 ❗❗

Efa hitan'ise ve ilay Fihaonana Ankazobe? 👉 Eo amin'ny PK 55 ampitan'ny "aérodrome"

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra
19/04/2024

Mirary tontolo andro mahafinaritra ho antsika rehetra



Eo amintsika mandrakariva Jehovah, ondry fiarony isikaMirary tontolo andro mahafinaritra
11/04/2024

Eo amintsika mandrakariva Jehovah, ondry fiarony isika

Mirary tontolo andro mahafinaritra

Salamo 27 : 1-7Nataon'i Davida Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho a...
09/04/2024

Salamo 27 : 1-7
Nataon'i Davida Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy; iza no hatahorako? Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko; iza no hangovitako? Raha manatona ahy hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy, izay fahavaloko sy rafilahiko, dia izy ihany no tafintohina ka lavo. Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza, tsy hatahotra ny foko; na dia misy ady mihatra amiko aza, dia hatoky ihany aho. Zavatra iray loha no nangatahiko tamin'i Jehovah, izany no hotadiaviko, dia ny hitoetra ao an-tranon'i Jehovah amin'ny andro rehetra hiainako, mba ho faly mijery ny fahasoavan'i Jehovah sy mandinika ny tempoliny. Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin'ny andro fahoriana Izy; hampiery ahy amin'ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy. Koa dia hisandratra ambonin'ny fahavaloko manodidina ahy ny lohako, ka hanatitra fanatitra hihobiana ao an-dainy aho; hihira sy hankalaza an'i Jehovah aho.

Refa be resaka bé ilay zokiolona nef elah te hatory😅😂
09/04/2024

Refa be resaka bé ilay zokiolona nef elah te hatory😅😂



Ampahan'ny sary tao Marohogo tamin'ny 05-07/04/24 Lasa teoIsaorana hatrany Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra
08/04/2024

Ampahan'ny sary tao Marohogo tamin'ny 05-07/04/24 Lasa teo

Isaorana hatrany Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra



Tontosa soamantsara ny resadresaka izay niarahana tamin'ireo kilasy maromaro tao amin'ny    Izany dia natao mba hampahaf...
14/03/2024

Tontosa soamantsara ny resadresaka izay niarahana tamin'ireo kilasy maromaro tao amin'ny
Izany dia natao mba hampahafantarana ny voka-dratsin'ny fiparitahan'ny fako plastika sy ny fomba hentina misoroka izany.
Tily Faritany Boeny
Tide Turners Plastic Challenge

 ❤️miarahaba ny SKOTO rehetra nahatratra ny andron'ny mpanorina
22/02/2024

❤️

miarahaba ny SKOTO rehetra nahatratra ny andron'ny mpanorina

Address

Boeny
Mahajanga

Telephone

+261328085121

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menafify Fiv-11 BOENY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share