Dars.mg

Dars.mg DARS Fampianarana ny rehetra mahakasika ny finoana Al Islam

🕋 OUMRA OCTOBRE 2026 Avec ALIDY GROUP Vivez un voyage spirituel inoubliable avec ALIDY GROUP, fort de 21 ans d’expérienc...
13/06/2026

đź•‹ OUMRA OCTOBRE 2026 Avec ALIDY GROUP

Vivez un voyage spirituel inoubliable avec ALIDY GROUP, fort de 21 ans d’expérience dans l’accompagnement des pèlerins.

📅 Départ : 17 octobre 2026
đź“… Retour : 31 octobre 2026
👤 Guide : Cheikh Farouk Dessay
💰 Prix total : 10 000 000 Ar – Tout compris

âś… Visa inclus
âś… Billet aller-retour
âś… HĂ´tel Ă  Makkah et Madinah
âś… Guide pendant tout le voyage

📌 Compte bancaire BOA : 11448050004

📞 Contactez-nous dès maintenant pour réserver votre place.

ALIDY GROUP L’expérience qui fait la différence

NB : HAJJ 2027 : 7 300 €

07/06/2026

Tohin'ilay Musulmans en fĂŞte no arahinao izao , Izay karakaran'ny AJMOCC eto amin'ny Centre Cheikh Ali Alimasse

05/06/2026
05/06/2026

Mbola mitohy ny EĂŻdi eto Mahajanga-Manamariky izany ny Musulmans en fĂŞte izao , Izay karakaran'ny AJMOCC eto amin'ny Centre Cheikh Ali Alimasse

31/05/2026
SOALAT EÏD AL-ADHA TAO AMIN’NY VILLAGE TOURISTIQUE MAHAJANGA : FOTOAN-DEHIBEN’NY FINOANA SY NY FIRAISANKINA27 MAY 2026 –...
29/05/2026

SOALAT EÏD AL-ADHA TAO AMIN’NY VILLAGE TOURISTIQUE MAHAJANGA : FOTOAN-DEHIBEN’NY FINOANA SY NY FIRAISANKINA

27 MAY 2026 – Tao anatin’ny filaminana sy ny fanetren-tena no nanatanterahan’ireo mpino silamo maro ny Soalat Eïd Al-Adha tao amin’ny Village Touristique Majunga.

• Fotoana masina sy manan-danja eo amin’ny finoana silamo ny Eïd Al-Adha, izay mampahatsiahy ny hasin’ny fifampizarana ary ny fifankatiavana. Nivondrona am-pirahalahiana ireo mpino mba hiara-hivavaka sy hankalaza ity andro lehibe ity ao anatin’ny firaisankina sy ny fihavanana.

• Nandritra ny lanonana dia nasongadina ny lanjan’ny fifanajana, ny fifampitsinjovana ary ny fandriampahalemana, soatoavina izay manamafy ny fiaraha-monina mirindra sy mifankatia.

✨ Eïd Mubarak ! Mirary fandriampahalemana, fahasalamana ary fitahiana ho an’ny mpino silamo rehetra. 🤲🕌✨

Address

Majunga

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dars.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your place of worship to be the top-listed Place Of Worship?

Share