FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra

FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra, Church of Christ, IVORY, Ivory.

13/08/2026

Fankalazana ny faha-30 taona nanorenana ny trano Fiangonana FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra ⛪️
1998 -- 2028

Manasa antsika rehetra ho tonga amin'ny rindran-kira iarahana amin'ny Ampifitia hatao ny Asabotsy 15 Aogositra 2026 amin'ny 2 ora tolakandro ao amin'ny Kolejy Fo Masin'i Jesoa Talatamaty Fianarantsoa.

13/08/2026

Fankalazana ny faha-30 taona nanorenana ny trano Fiangonana FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra - 1998 - 2028

🚨Efa manakaiky ity hetsika ity an🚨Andao hiaraka hidera an'Andriamanitra miaraka amin'ny AMPIFITIA isika ny Sabotsy 15 Ao...
13/08/2026

🚨Efa manakaiky ity hetsika ity an🚨

Andao hiaraka hidera an'Andriamanitra miaraka amin'ny AMPIFITIA isika ny Sabotsy 15 Aogositra ho avy izao manomboka amin'ny 02ora tolakandro 🥳🫶🏽

Efa nahazo tapakila ve ianao? 😉

Aza tara an 🤗

Manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny Hotely izay karakarain'ny Vaomieran'ny faha 30 taona ny Fiangonana ao amin...
07/08/2026

Manasa antsika rehetra handray anjara amin'ny Hotely izay karakarain'ny Vaomieran'ny faha 30 taona ny Fiangonana ao amin'ny Magro ✨🙏🏽

Mandroso Tompoko 🎊❤️

Ny FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra dia mirary Pentekosta sambatra ho antsika ✨🕊️
24/05/2026

Ny FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra dia mirary Pentekosta sambatra ho antsika ✨🕊️

Manentana antsika Kristianina rehetra amin'ny Ady fototra sy Fametrahana ny Vato fehizoro ny tranon'ny Fiangonana rahamp...
30/04/2026

Manentana antsika Kristianina rehetra amin'ny Ady fototra sy Fametrahana ny Vato fehizoro ny tranon'ny Fiangonana rahampitso Zoma 1 Mey 2026 manomboka amin'ny 08ora sy sasany maraina 🙏🏽✨

Nisy fiovana kely ny lera ny sabotsy ho avy izao. Amin'ny 02ora sy sasany tolakandro ny Fangataham-pitahiana ho an'ny Jo...
20/04/2026

Nisy fiovana kely ny lera ny sabotsy ho avy izao. Amin'ny 02ora sy sasany tolakandro ny Fangataham-pitahiana ho an'ny Jobily faha 30 taona 🙏🏽✨

✨"Ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra" Efesiana 2:20b✨Manasa antsika rehetra amin'ny Fangataham-pitahiana ho an'ny J...
19/04/2026

✨"Ary Kristy Jesosy no fehizoro indrindra" Efesiana 2:20b✨

Manasa antsika rehetra amin'ny Fangataham-pitahiana ho an'ny Jobily faha 30 Taona ny FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra izay hatao ny Sabotsy 25 Aprily 2026 sy ny Voka-Dehibe 2026 izay hatao ny Alahady 26 Aprily 2026.🙏🏽❤️

Address

IVORY
Ivory

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Vavahadin'ny Lanitra Ivory Avaratra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share