Pasteur Fahendrena

Pasteur Fahendrena
"NOUS SOMMES CHARISMATIQUE"

🥰Ho antsika reny aza malaina mampinono ny zanatsika🥰😊🙈🥰🤱Vao teraka ity zanako ity dia nandalo tsy fahasalamana dia ny na...
22/08/2026

🥰Ho antsika reny aza malaina mampinono ny zanatsika🥰😊🙈🥰

🤱Vao teraka ity zanako ity dia nandalo tsy fahasalamana dia ny nanomezako azy nono no nanafaingana ny fanasitranany.
🤱Raha azo atao dia nonon-dreny ihany na mba mixte au moins Raha tsy azo anoharana.
🤱Tamin'izaho teraka an'ito zanako faha efatra ito vao tena nahatsapa hoe Hay Kay ity nonon dreny ity tena anti corps be Sady misy fanafody hafa Kely ao anatiny.
🤱Ohatra hoe Raha marary maso,dia asina nonon dreny fotsiny dia sitrana.
🤱Raha masaky ny couche ny fen'ny zazakely dia asina nonon dreny dia sitrana sns.....
🤱Tena mahay zavatra io ANDRIAMANITRA io🔥🙏

🤱Isaky ny mitady nono ity zanako ity dia omeko nono foana n'aiza n'aiza,na eny amin'ny arabe,na any am piangonana,na any anaty resto,na any anaty supermarché,na eny amin'ny endroit public be aza sns.....tsisy mahamenatra izany😁

🔥Tsetsatsetsa tsy aritra kely iny😍🥰
fa
🔥AZA ADINO NY FOTOAM BAVAKA DEMAIN AMIN'NY 9H30/2H30
🔥RHEMA 67HA ANKASINA LALAM- BAOVAO ROCADE ilay toerana misy ny fiangonana.

Nb: HISY VAVAKA HOAN'IREO IZAY MITADY ZAZA🚼🤱👶

Manome fotoana antsika ny ALAHADY ho avy izao: 🔥Rhema 67ha Ankasina rocade lalam-baovao.🔥Maraina: 9h30 / hariva: 2h30 🔥F...
21/08/2026

Manome fotoana antsika ny ALAHADY ho avy izao:
🔥Rhema 67ha Ankasina rocade lalam-baovao.
🔥Maraina: 9h30 / hariva: 2h30
🔥Fiderana & Fiankohofana
🔥 Tenin'Andriamanitra
🔥Vavaka hoan'ny marary,manan'olana,fanafahana.
🔥Toro-lalana

Pasteure Fahendrena: 0340944681 / whatsapp: +261321593590

Alim bavaka lehibe anio hariva amin'ny 9h alina.Isika moa rehefa fotoan'ny alim bavaka toa izao dia manao ny fanaon' ire...
21/08/2026

Alim bavaka lehibe anio hariva amin'ny 9h alina.
Isika moa rehefa fotoan'ny alim bavaka toa izao dia manao ny fanaon' ireo ray aman dreny fahiny izany hoe mandohalika mivavaka elaela mihitsy mitady an'Andriamanitra.
Sady mihaino ny Tenin'Andriamanitra ihany koa.
Handao hiara hivavaka sy hitady an'Andriamanitra tanteraka.
toerana: RHEMA 67HA ANKASINA lalam- baovao rocade.
"Miareta tory ka mivavahà"

NB: noho ity programme ity dia reporter ny LIVE rahariva tompoko

 fans
11/08/2026

fans

Home in Worship 10th anniversary concert | ZEZI MO SOVERRecorded l...

11/08/2026

Promotion | Fahendrena 🇲🇬 x Home in Worship Maurice 🇲🇺

🐂Ny omby dia mihinana bozaka mba hitombo,ngeza nohon'ny alika ny omby.🐕Fa raha hanapa kevitra io alika io hanaraka ny fa...
07/08/2026

🐂Ny omby dia mihinana bozaka mba hitombo,ngeza nohon'ny alika ny omby.
🐕Fa raha hanapa kevitra io alika io hanaraka ny fanaon'ilay omby mba hitombo ihany koa ka hihinana bozaka toa azy dia ho faty io alika io.

❌Lesona: Izay lalan'ny hafa tsy voatery ho lalanao.
⚠️Aza mampitaha anao amin'ny hafa fa samy manana ny lalany.
⚠️Misy fitenintsika Malagasy izay hoe "samy manana ny anjara masoandro-ny"
⚠️Mifantohà ianao aminao,amin'ny anao,ny fahaizanao,ny talentanao,ny asa ataon'ny tananao sns....ireo no lalana amin'ny fisandratanao.

🔥 MAHOMBIAZÀ amin'izay ATAONAO🔥

29/07/2026

🔥 TONTOLON'NY VONINAHITRA 🔥

Harvest Church
Maurice 2K26
Extrait Toriteny

Pasteur Fahendrena

🔥🔥HOME in WORSHIP🔥🔥Fotoana anankiray tena niavaka ary feno fanatrehan'Andriamanitra teto Maurice,niarahana tamin'ireo ra...
24/07/2026

🔥🔥HOME in WORSHIP🔥🔥

Fotoana anankiray tena niavaka ary feno fanatrehan'Andriamanitra teto Maurice,niarahana tamin'ireo rahalahy ao amin'I TOMPO Maorisianina Réunionnais ary Frantsay 🥰
Firenena samy hafa fa tanjona iray: JESOSY no Asandratra

🔥JESUS,JESUS,JESUS
TU es elevé au dessus de tout🔥

22/07/2026

🔥🔥🔥

Address

Ivato
Ivato

Telephone

+261340944681

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pasteur Fahendrena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share