Pejy World Light Ministry Church

Pejy World Light Ministry Church sharing the God's Kingdom Gospel

23/08/2026

CULTE 2 : MANDEHANA AMIN' IZAO HERINAO IZAO

23/08/2026

CULTE 1 : MANDEHANA AMIN'IZAO HERINAO IZAO

MANDEHANA AMIN' IZAO HERINAO IZAO!    Tiako ity ambaran' ny tenin' Andriamanitra ity🔥❤️💪🏽🖕🏽! Koa:    Aza miandry efa man...
20/08/2026

MANDEHANA AMIN' IZAO HERINAO IZAO!

Tiako ity ambaran' ny tenin' Andriamanitra ity🔥❤️💪🏽🖕🏽! Koa:
Aza miandry efa manana Fotoana malalaka vao hitady sy hanompo an' Andriamanitra!
Aza miandry efa manam-bola vao hanompo an' Andriamanitra!
Aza miandry efa salama vao hanompo an' Andriamanitra!
Aza miandry efa matanjaka vao hanompo an' Andriamanitra!
Aza miandry efa nahazo valim-bavaka vao hanompo an' Andriamanitra!

Ehhhhh!!! Tsy ny herinao no Tian' Andriamanitra hahombiazanao fa ny Heriny! Araka izany na KELY aza ny herinao entina hanompoana AZY; 👉 "MANDEHANA AMIN' IZAO HERINAO IZAO" fa manana HERY AHY ANY AN-DANITRA ho anao IZY, HANAFIANY ANAO!!!

Alahady izao: "MIVOKONA TSARA ARY"

19/08/2026

Natao handihan-tena izao!!!

16/08/2026

CULTE 3 : NY MIARAMILA MANAFIKA

16/08/2026

CULTE 2 : NY MIARAMILA MANAFIKA

16/08/2026

CULTE 1 : MIARAMILA MANAFIKA

09/08/2026

CULTE 3 : NY FON'NY MPIADY MAHERY

09/08/2026

CULTE 2: NY FON'NY MPIADY MAHERY

09/08/2026

CULTE 1: NY FON'NY MPIADY MAHERY.

Address

IVATO
Ivato

Telephone

+261331457301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pejy World Light Ministry Church posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Pejy World Light Ministry Church:

Shortcuts

Share