11/08/2022
Maraina ny andro.
Mba ande hitdidika an'ny ry zalah, iny izy mianakavy indray nanatona avokoa"rasefo ô! Raréfie ô, rano mints zao no endrasanay
Fa misy inona?
Loza anie rasefo eh!
Fa misy inona oa?
Laniny alika ny henanay.
Ataovy matotra koa.
Mba marina izany eh, zao tsy misy hena ny atanana anay.
Fa angah tsy naprimina?
Efa natao tanaty tante anie.
Mba mandefera kely alo zany ry sokajy vitsika dia mba zarao roa ny henan'ialahisany.
Ny anay koa ary lanin'ny alika ko!
Maty ah mama hena iray kilao.
Enonay ny popoka ny vilany taminy alina dia nataotra izahay dia tsy nivoka.
Fa anga natao tany atokotany ny vilany?
Yeuh
Dia mihinana anana amzao zany ny rehetra. Ao fa Hillary goûter ihany za fifampizaran'malfaisant. "