Ankasina Assemblée de Dieu

Ankasina Assemblée de Dieu Fiangonan'Andriamanitra Assemblée de Dieu Ankasina

👉 Fiderana
👉 Fiankohofana
👉 Fampianarana
👉 Fampaherezana
👉 Filazantsara

Afon-dasy sy Arendrina izay nokarakarain'ny Royal Rangers Toby faha 15. Nahafinaritra ny fotoana, misaotra an'ny Tompo h...
29/06/2026

Afon-dasy sy Arendrina izay nokarakarain'ny Royal Rangers Toby faha 15.
Nahafinaritra ny fotoana, misaotra an'ny Tompo hatrany.

𝑭𝒊𝒂𝒏𝒈𝒐𝒏𝒂𝒏𝒂 𝑨𝒔𝒔𝒆𝒎𝒃𝒍𝒆́𝒆 𝒅𝒆 𝑫𝒊𝒆𝒖 𝑨𝒏𝒌𝒂𝒔𝒊𝒏𝒂 67𝒉𝒂

Fotoam-bavaka andavan'andro
Talata / Alarobia / Alakamisy : @ 03 ora hariva
Cellule de prière spéciale ho an'ny Tanora : Alakamisy @ 06 Ora hariva

Alahady :
Fidirana voalohany : @ 08 Ora Maraina
Fidirana faharoa : @ 10 Ora sy sasany Maraina
Fidirana hariva : @ 02 ora sy sasany

Vavaka ho an'ny fokontany Ankasina Misaotra an'ny président ny fokontany tamin'ny fanasana. Vavaka, Hira fiderana, Torit...
24/06/2026

Vavaka ho an'ny fokontany Ankasina
Misaotra an'ny président ny fokontany tamin'ny fanasana.
Vavaka, Hira fiderana, Toriteny

Misaotra an'ny Tompo, nahafinaritra ny fotoana
An'i Jesosy ny voninahitra

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra

Tamberina an-tsary FIVORIAN'NY TANORA MODELY ZONE 2 Sabotsy 20 Jona 2026 🚩 Assemblée de Dieu Ankasina
23/06/2026

Tamberina an-tsary
FIVORIAN'NY TANORA MODELY ZONE 2
Sabotsy 20 Jona 2026
🚩 Assemblée de Dieu Ankasina

Miarahaba an'i Pasteur HerinjakaMiarahaba an'ny Ray rehetra Tahin'ny Tompo hatrany ianareo
21/06/2026

Miarahaba an'i Pasteur Herinjaka
Miarahaba an'ny Ray rehetra

Tahin'ny Tompo hatrany ianareo

FIVORIAN'NY VEHIVAVY MENDRIKA - Analamanga 13 Juin 2026 🚩 Assemblée de Dieu Ankasina
17/06/2026

FIVORIAN'NY VEHIVAVY MENDRIKA - Analamanga
13 Juin 2026
🚩 Assemblée de Dieu Ankasina

Alahady 31/05/2026 Miarahaba an'ny Reny rehetra amin'izao fetin'ny reny izao. Tahin'ny Tompo hatrany ianareo ry NenyMiar...
31/05/2026

Alahady 31/05/2026
Miarahaba an'ny Reny rehetra amin'izao fetin'ny reny izao. Tahin'ny Tompo hatrany ianareo ry Neny
Miarahaba manokana an'i Neny, Pasteur Fanja koa, Tsy mitsahatra manohana, mampianatra ary manohana am-bavaka.

Miarahaba an'ireo natao Batisa t@ lundi de Pentecôte, androany no nanolorana azy ireo ny certificat.

Ary misaotra an'ireo Pasteur namana, Tonga nitsidika ny Fiangonana Assemblée de Dieu Ankasina - 67ha
Pasteur Herman, Pasteur Nary, Pasteur Tojo

Batisa sy Fitsangatsanganana LehibeMisaotra an'ny Tompo tamin'ny fotoana tanteraka androany. Nahafinaritra, feno fifalia...
26/05/2026

Batisa sy Fitsangatsanganana Lehibe
Misaotra an'ny Tompo tamin'ny fotoana tanteraka androany.
Nahafinaritra, feno fifaliana
An'i Jesosy ny Voninahitra

Partie 04

Waow, izany ambiance 😍 Fiderana, Animation, ...Batisa sy Fitsangatsanganana LehibeMisaotra an'ny Tompo tamin'ny fotoana ...
26/05/2026

Waow, izany ambiance 😍 Fiderana, Animation, ...

Batisa sy Fitsangatsanganana Lehibe
Misaotra an'ny Tompo tamin'ny fotoana tanteraka androany.
Nahafinaritra, feno fifaliana
An'i Jesosy ny Voninahitra

Partie 03

Batisa sy Fitsangatsanganana LehibeMisaotra an'ny Tompo tamin'ny fotoana tanteraka omaly 25/05/2026Nahafinaritra, feno h...
26/05/2026

Batisa sy Fitsangatsanganana Lehibe
Misaotra an'ny Tompo tamin'ny fotoana tanteraka omaly 25/05/2026

Nahafinaritra, feno hafaliana.
An'i Jesosy ny Voninahitra

Partie 02

Batisa sy Fitsangatsanganana LehibeMisaotra an'ny Tompo tamin'ny fotoana tanteraka androany. Nahafinaritra, feno fifalia...
25/05/2026

Batisa sy Fitsangatsanganana Lehibe
Misaotra an'ny Tompo tamin'ny fotoana tanteraka androany.
Nahafinaritra, feno fifaliana
An'i Jesosy ny Voninahitra

Partie 01

Address

Ankasina, 67ha Nord Ouest
Ivato
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankasina Assemblée de Dieu posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share