FJKM Ambanilalana Finoana

FJKM Ambanilalana Finoana FIANGONAN' I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA

Fifaliana indray no hanasan’ny Sampana Tanora Kristiana Akon’ny Finoana antsika amin’ny Kaonseritra lehibe izay ho tante...
21/05/2026

Fifaliana indray no hanasan’ny Sampana Tanora Kristiana Akon’ny Finoana antsika amin’ny Kaonseritra lehibe izay ho tanterahan’izy ireo ny Alahadin’ny Pentekosta ho avy izao amin’ 4 ora hariva.

Fiadanana « Herinandron’ny Fanahy Masina »Manasa anao hanatrika izany isakin’ny hariva @ 6 ora sy sasany.
18/05/2026

Fiadanana

« Herinandron’ny Fanahy Masina »
Manasa anao hanatrika izany isakin’ny hariva @ 6 ora sy sasany.

13/05/2026

Andro Niakarana Alakamisy 14 Mey 2026
Fotoam-pivavahana: @ 7 ora maraina
Ny hariva @ 6 ora sasany: Fampianarana ny lohahevitra Volana Mey

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️Ny Mpitandrina mivady,Ny Biraon'ny Fiangonana,Ny Fiangonana manontoloNy Fianakaviana manontolodia mamp...
13/05/2026

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️

Ny Mpitandrina mivady,
Ny Biraon'ny Fiangonana,
Ny Fiangonana manontolo
Ny Fianakaviana manontolo

dia mampandre antsika ny fodiamandrin' itpkv RAMANANONY rehefa nivahiny 78 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 teto an-tany.

𝗡𝘆 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐢𝐚𝐧𝐚 sy ny 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗲𝗿𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮 ANIO sy RAHAMPITSO @ 6 ora hariva ao amin'ny tranony LOT 29 Cité Akany Firaisana.
Ny nofony dia hiala ao an tranony ary entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao @ FJKM Ambanilalana Finoana ny Zoma 15 Mey amin’ny 9 ora maraina.

Mampahery sy mampitraka ny fianakaviana ary mirary fiononana feno.

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️Ny Mpitandrina mivady,Ny Biraon'ny Fiangonana,Ny Fiangonana manontoloNy Fianakaviana manontolodia mamp...
13/05/2026

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️

Ny Mpitandrina mivady,
Ny Biraon'ny Fiangonana,
Ny Fiangonana manontolo
Ny Fianakaviana manontolo

dia mampandre antsika ny fodiamandrin' itpkl RAMANANONY rehefa nivahiny 78 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 teto an-tany.

𝗡𝘆 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐢𝐚𝐧𝐚 sy ny 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗲𝗿𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮 ANIO sy RAHAMPITSO samy @ 6 ora hariva ao amin'ny tranony LOGT 29 Cité Akany Firaisana.
Ny nofony dia hiala ao an tranony ary entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao Ambanilalana Finoana ny Zoma 15 Mey amin’ny 9 ora maraina mialoha ny hitondrana azy any Andemaka Vohipeno.

Mampahery sy mampitraka ny fianakaviana ary mirary fiononana feno.

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️Ny Mpitandrina mivady,Ny Biraon'ny Fiangonana,Ny Fiangonana manontoloNy Fianakaviana manontolodia mamp...
30/04/2026

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️

Ny Mpitandrina mivady,
Ny Biraon'ny Fiangonana,
Ny Fiangonana manontolo
Ny Fianakaviana manontolo

dia mampandre antsika ny fodiamandrin' itpkv RASOARIMALALA Saholinirina rehefa nivahiny 53 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 teto an-tany.

𝗡𝘆 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐢𝐚𝐧𝐚 sy ny 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗲𝗿𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮 RAHAMPITSO @ 5 ora sy sasany hariva ao amin'ny tranony LOT IPJ 36 Ambohidahy.
Ny nofony dia hiala ao an tranony ary entina hanomezam-boninahitra an’ Andriamanitra ao Ambanilalana Finoana ny Sabotsy 02 Mey amin’ny 12 ora.

Mampahery sy mampitraka ny fianakaviana ary mirary fiononana feno.

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️Ny Mpitandrina mivady,Ny Biraon'ny Fiangonana,Ny Fiangonana manontoloNy Fianakaviana manontolodia mamp...
29/04/2026

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️
Ny Mpitandrina mivady,
Ny Biraon'ny Fiangonana,
Ny Fiangonana manontolo
Ny Fianakaviana manontolo

dia mampandre antsika ny fodiamandrin' itpkl RAFIDISOA Manarivo rehefa nivahiny 67 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 teto an-tany.

𝗡𝘆 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐢𝐚𝐧𝐚 sy ny 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗲𝗿𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮 RAHAMPITSO hariva amin'ny 6 ora ao amin'ny tranony Ambonisoa Itaosy.

Ny fiangonana manontolo dia mampahery sy mampitraka ny fianakaviana ary mirary fiononana feno.

Finaritra ry havanaNy vaomieran’ny Hazakazaka Masina dia manolotra Fiofanana fanamboarana mofomamy 🎂🍰🥧🧁ho anao.Manasa an...
23/04/2026

Finaritra ry havana
Ny vaomieran’ny Hazakazaka Masina dia manolotra Fiofanana fanamboarana mofomamy 🎂🍰🥧🧁ho anao.
Manasa antsika rehetra maniry hanatrika ny fiofanana.
Fandraisana anjara tena mora: 1000 Ar isan’olona miofana
@ 9 ora maraina ny fotoana

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️Ny Mpitandrina mivady,Ny Biraon'ny Fiangonana,Ny Fiangonana manontoloNy Fianakaviana manontolodia mamp...
17/04/2026

✝️𝔽𝕀𝕃𝔸ℤ𝔸ℕ𝔸 𝕄𝔸ℕ𝕁𝕆✝️
Ny Mpitandrina mivady,
Ny Biraon'ny Fiangonana,
Ny Fiangonana manontolo
Ny Fianakaviana manontolo

dia mampandre antsika ny fodiamandrin' itpkv RASOARISEHENO Aline rehefa nivahiny 66 𝘁𝗮𝗼𝗻𝗮 teto an-tany.

𝗡𝘆 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐧𝐠𝐢𝐚𝐧𝐚 sy ny 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗮𝗵𝗲𝗿𝗲𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗮𝗻𝗮𝗸𝗮𝘃𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗱𝗶𝗮 𝗵𝗼 𝘁𝗮𝗻𝘁𝗲𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮 RAHAMPITSO hariva amin'ny 6 ora ao amin'ny tranony Manjakatompo Ambanilalana Itaosy.

Ny fiangonana manontolo dia mampahery sy mampitraka ny fianakaviana ary mirary fiononana feno.

Ny Sampana Tanora Kristiana dia faly manolotra ho antsika FAMELABELARAN-KEVITRAHanasana antsika mpianakavin'ny Finoana “...
09/04/2026

Ny Sampana Tanora Kristiana dia faly manolotra ho antsika FAMELABELARAN-KEVITRA
Hanasana antsika mpianakavin'ny Finoana
“Leadership kristiana: hery avy amin’ Andriamanitra ho amin’ny fanompoana”
Ohabolana 11:14 → “Raha tsy misy mpitari-dalana dia lavo ny olona”
--- Hiarahana amin'i Ramatoa Beby Hasina RANDRIANAIVOARIVELO - - -
Nosafidina manokana mihitsy io lohahevitra io ho antsika maniry te hahalala bebe kokoa ny haitarika.

Alahady hariva 12 Aprily izao ny fotoana ry havana

« Efa nitsangana Jesoa Tompo, Velona ho anao ho antsika rehetra »Mifalia fa Nandresy ny fahafatesana IZY‘Mirary P***a fa...
05/04/2026

« Efa nitsangana Jesoa Tompo, Velona ho anao ho antsika rehetra »
Mifalia fa Nandresy ny fahafatesana IZY

‘Mirary P***a fandresena ho anao’

Address

Ambanilalana Itaosy
Itaosy
102

Telephone

+261340309057

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FJKM Ambanilalana Finoana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share