Vahatra - Fiombonan'ny Ankizy KAtolika EKAR Md Joany XXIII Avaratsena

Vahatra - Fiombonan'ny Ankizy KAtolika EKAR Md Joany XXIII Avaratsena FAKA - Ankohonana mamondrona ny ankizy 6-14 taona eto anivon'ny Fiangonana Katolika. Ankizy miombona, mino an'i Kristy: taninketsan'ny Fiangonana Katolika

23/02/2015

Ato indray sika ny manaraka ny vaovao ny zaza madinika e !!! ianareo nankasitraka hatramin'izay, manasa anareo hitia ny pejy vaovao ny Vahatra - Vovonan'ny Ankizy EKAR Md Joany XXIII Avaratsena

VAHATRA Ankohonana mamondrona ny ankizy 6-14 taona eto anivon'ny Fiangonana Katolika. Ankizy miombona, mino an'i Kristy: taninketsan'ny Fiangonana Katolika

21 septambra 2014: FIFIDIANANA BIRAO EKAR MD JOANY XXIII AVARATSENAMiantso anao hanoy ny asa natombokay…Sahia mandray an...
23/08/2014

21 septambra 2014: FIFIDIANANA BIRAO EKAR MD JOANY XXIII AVARATSENA

Miantso anao hanoy ny asa natombokay…
Sahia mandray andraikitra!

Tsy mba resin-tahotra
Mahay no sady Kinga
Vonona hiatrika
Na ho mafy na ho mora
Mampivoatra hatrany
Fanoitram-pandrosonana

Manana ny lanjany…
Mitarika ankizy
amin’ny HERINY
sy TANJANY

Grâce à vous, on a pu offrir le meilleur de nous même. Merci! Noho ianao, afaka nanolotra ny tsara indrindra avy aty ami...
16/08/2014

Grâce à vous, on a pu offrir le meilleur de nous même. Merci!
Noho ianao, afaka nanolotra ny tsara indrindra avy aty aminay izahay. Mankasitraka!

Mes très chers amis, Chers Parents, Chers encadreurs,Pour une 3ème fois, Mgr Jean de Dieu RAOELISON va nous rendre visit...
30/07/2014

Mes très chers amis, Chers Parents, Chers encadreurs,

Pour une 3ème fois, Mgr Jean de Dieu RAOELISON va nous rendre visite cette année. Lors des dernières rencontres préparatoires, il attendait toujours des nouvelles de nous, F.A.KA. C’est ce qui justifie que nous faisons part de ses préférés. Ainsi, rendons grâce à Dieu, mais aussi, soyons reconnaissants. Venez nombreux à assister à la visite pastorale ce samedi et dimanche.

Hissez notre fanions haut pour qu’il soit visible par tous. Nous les encadreurs… nous les parents… nous sommes un.
Rendez-vous à 8 heures à l’ECAR St Jean XXIII.

F.A.KA, notre fierté!

"Les enfants sont la richesse de notre pays Il faut leur donner l'amour." - Nelson Mandela
21/07/2014

"Les enfants sont la richesse de notre pays Il faut leur donner l'amour." - Nelson Mandela

Fankasitrahana no atolotra antsika rehetra tonga niaraka tamin'ny FAKA - Fiombonan'ny Ankizy KAtolika EKAR Md Joany XXII...
26/06/2014

Fankasitrahana no atolotra antsika rehetra tonga niaraka tamin'ny FAKA - Fiombonan'ny Ankizy KAtolika EKAR Md Joany XXIII Avaratsena

Fotoana iray nanehoana ny Firahalahiana - Fifankatiavana...
Tarigetrantsika e!

Mankasitraka an'ireo Ray aman-dReny rehetra tonga maro sy nanotrona ny zanatsika!

Sambany teo amin'ny tantaran'ny F.A.KA no niarahantsika toy ireny!

Mino izaho fa ny herin'ny Fanahy Masina hanampy ireo rehetra mbola tsy vonona ny hiombona sy hifankatia...

Ary indrindra indrindra, mirary antsika hanao fety sambatra amin'izao fetim-pirenena izao.

Dada olon-tokanaMasoandro amam-bolan'ny fiainakoTsy mitandro hasasaranaTsy mety valalaninaSatria mitsinjo an-jananyDada ...
14/06/2014

Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Tsy mitandro hasasarana
Tsy mety valalanina
Satria mitsinjo an-janany

Dada be fitivana
Jiro nanazava ny fiainako
Niafy dia niafy ianao
Nanao izay azonao natao
Isaorako eto ny anaranao

Ianao indrindra no nampianatra ahy
Hiatrika ny fiainako any aoriana
Niaritra ny mafy ianao
Tsy hisy hahasolo ny anaranao
Hitoetra ao am-poko ny fitiavanao
Fitia tsy manam-petra, ny fiainanao rehetra
O! ry Dada o! Tena tiako ianao

Dada olon-tokana
Masoandro amam-bolan'ny fiainako
Nitaiza sy nanalokolo
Eny, na dia fotsy volo
Zay nataony vokatry ny fo

Dada be fitiavana
Jiro nanazava ny fiainako
Nananatra, nampianatra
Nikolokolo fatratra
Fitiavana tsy takatry ny loha

Tratry ny fety dada ah...

Un événement tout à la fois religieux que culturel: Grande Parade avec des Arendrina à la Malagasy aux alentours du cité...
05/06/2014

Un événement tout à la fois religieux que culturel: Grande Parade avec des Arendrina à la Malagasy aux alentours du cité Akany Sambatra le Mercredi 25 juin 2014 à partir de 14h00. Enfants, Jeunes, Adultes, venez nombreux! Thème: "Kristy Fahazavana no torinay". Point de départ: Enceinte ECAR St Jean XXIII Avaratsena Itaosy.

Invité: Tout le monde

Au programme:
14 : 00 : Animation avec le groupe TMJ. "Kristy fahazavana no torinay". Se munir des Arendrina uniquement à la Malagasy. Enfants, Jeunes et Adultes invités.
18 : 00 : Arendrina suivant un itinéraire spécial. Les enfants doivent être accompagnés.
21 : 00 : Feu de camps - "Enfants, Jeunes et Adultes, nous sommes unis dans le Christ"

Nos résultats lors du déjeuner dansant du 06 avril 2014 sont exactement à la hauteur de ce que nous ambitionnions… Grâce...
28/04/2014

Nos résultats lors du déjeuner dansant du 06 avril 2014 sont exactement à la hauteur de ce que nous ambitionnions… Grâce à vous, on a pu dégager un bénéfice net de 31 084 000 Fmg. Merci à tous! Le pire reste à faire... Avec un projet de 500 millions de Fmg, on a besoin de vous! Nos compatriotes, nos supporteurs national qu'international!

Ce 24 mai 2014, un grand personnage de l'église catholique viendra nous visiter: l’Évêque auxiliaire de notre diocèse. Pour mener à bien cet événement, nous vous annonçons déjà l'ouverture du FAKA dans tous les échelons: quartier, A.P.V... Un défi à réaliser.

De plus, toutes activités organisées dans l'enceinte de l'ECAR en cette date seront annulées (déjà confirmé par l’Évêque, les membres de bureaux du diocèse ainsi que le Curé). Avis aux associations, fédérations, ...

26/04/2014

Ry Mpanabe hajaina! Amin'ny 6 ora latsaka fahefany maraina ilay fotoanantsika rahampitso Alahady 27 Avrily 2014 ao am-piangonana... Aza adino ny sakafo atoandro + frais....

Address

EKAR Md Joany XXIII
Itaosy

Telephone

+261330451901

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vahatra - Fiombonan'ny Ankizy KAtolika EKAR Md Joany XXIII Avaratsena posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share