29/11/2025
Fanairana Ara-paminaniana ho an'ny Mpandresy rehetra!
Ilay Andriamanitra ny "Rahampitso toy izao" dia hidina eo anivontsika –2 Mpaj. 7:1-2.
- Hisy famangiana mahery vaika ny fotoam-pivoriantsika rehetra rahampitso. Izany dia ho fotoam-pivoriana Fahombiazana Manodidina , araka ny "Isaia. 54:1-3."
- Ny tsirairay avy, izay antsoina hoe momba dia ho vangiana amin'ny alalan'ny zava-miafin'ny Fiderana avo.
- Ny tsirairay avy izay maniry ny vokatrin'ny aterakin'ny kibo dia tongava miaraka amin'ny fitaovan-jazakely.
-Ny tsirairay avy izay te handray asa mahagaga dia tongava miaraka amin'ny dika mitovy amin'ny taratasy mahakasika ny asa. Ny olona mpandraharaha sy mpiasa dia tongava miaraka amin'ny teboka kasika amin'izay sehatra hikelezany aina.
-Ny tsirairay avy izay maniry fanambadiana mahagaga dia tongava miaraka amin'ny daty ho an'ny fampitoerana ny fanambadiany. Ny tokan-trano izay eo ambanin'ny ziogan'ny fisarahana ka maniry famerenana amin'ny laoniny dia tongava miaraka amin'ny daty ho an'ny famerenana amin'ny laoniny. Ireo tokan-tena maniry ny ho tafatoetra amin'ny fanambadiana dia tongava miaraka amin'ny daty izay iriany ho an'ny fampitoerana azy.
- Ireo mpianatra izay maniry fitsimbadihana amin'ny ara-pianarany dia tongava miaraka amin'ny fitaovana izay maneho ny faniriany.
- Izay rehetra maniry ny fanasitrana amin'ny aretina miverimberina na tsy sitram-panafody dia tongava miaraka amin'ny dika mitovy amin'ny tatitry ny dokotera raha misy, raha tsy izany dia ny taratasy fanirian'izy ireo.
- Izay rehetra maniry fitsimbadihana amin'ny fiainany ara-panahy amin'ny faritra misy azy ireo izay tadiaviny. Tsarovy, io no Fovoriam-pihaonana farany Mialohan'ny Silo, ary ny andro farany dia andron'ny olona rehetra ao amin'ny agendan'Andriamanitra,
Efa manana fonosana vonona homena anao Andriamanitra. Io dia ho fivoriana ambaratonga manaraka ny fiovan-tantarany mpivavaka tsirairay avy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy. Amen!
Asaho ireo namanao, ny manodidina ary ny olom-pantatra rehetra