2 Kor 5:20 - Evengeliste Maxe Jerico

2 Kor 5:20 - Evengeliste Maxe Jerico TSY MAINTSY MIVAVAKA AMIN'NY FANAHY SY FAHAMARINANA

25/01/2024
15/08/2023

MBOLA MIALANENINA AMINTSIKA NY TOMPO
ANIO, KOA MIBEBAHA IANAO
MBA TSY HO VERY...

NAHOANA NO TE HO FATY
IANAREO???

MITORY NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA MIALOHA NY ZAVATRA REHETRA...
24/04/2023

MITORY NY FANJAKAN'ANDRIAMANITRA MIALOHA NY ZAVATRA REHETRA...

Galatiana 6:7Aza mety ho fitahina ianareo,Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no HOJINJANY...
17/10/2022

Galatiana 6:7
Aza mety ho fitahina ianareo,
Andriamanitra tsy azo vazivazina, fa izay afafin'ny olona no HOJINJANY...

Ka ho fantatrareo ny MARINA, ary ny MARINA HAHAFAKA ANAREO TSY HO ANDEVO (Jaona 8:32)
01/09/2022

Ka ho fantatrareo ny MARINA, ary ny MARINA HAHAFAKA ANAREO TSY HO ANDEVO (Jaona 8:32)

Romana 2:4TSY FANTATRAO FA NY FAHAMORAM-PANAHIN'ANDRIAMANITRA DIA MITAONA ANAO HIBEBAKA...
05/08/2022

Romana 2:4
TSY FANTATRAO FA NY FAHAMORAM-PANAHIN'ANDRIAMANITRA DIA MITAONA ANAO HIBEBAKA...

02/07/2022

EFA VITA FANEKENA VA IANAO???
Amosa 3:3
Ho tafara-dalana va ny roa, raha tsy efa nifanaiky.

Lioka 22:20..Ity no FANEKENA VAOVAO amin'ny rako,izay aidina ho anareo.

Hebreo 9:22
Fa raha tsy misy rĂ  alatsaka, dia tsy misy FAMELAN-KELOKA.

Asa 2:37
Ary raha nandre izany ny olona, dia voatsindrona tam-pony ka nanao tamin'i Petera sy ny Apostoly namany hoe:
RY RAHALAHY, INONA NO HATAONAY?

38. Ary hoy Petera taminy:
MIBEBAHA, ary aoka samy hatao BATISA amin'ny anaran'i JESOSY KRISTY ianareo rehetra mba hahazo FAMELANA NY HELOKAREO...

Asa 22:16
Ary ankehitriny inona no mampijanona anao? MITSANGANA,..., ary aoka hatao BATISA ianao ka HOSASANA ho AFAKA amin'ny FAHOTANAO.

23/06/2022

Salamo 91:4
HO AMPINGA KELY SY AMPINGA LEHIBE NY FAHAMARINANY

Address

Ihosy

Telephone

+261344336184

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 2 Kor 5:20 - Evengeliste Maxe Jerico posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share