Filazantsara 𝐌𝐒𝐚.𝐌𝐩𝐒𝐭𝐚

Filazantsara 𝐌𝐒𝐚.𝐌𝐩𝐒𝐭𝐚 Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Filazantsara 𝐌𝐒𝐚.𝐌𝐩𝐒𝐭𝐚, Church, Fort Dauphin 🐬, Fort-Dauphin.

Indraindray tokoa sarotra ho antsika ny hanaiky ny fiovam-pon'ny olona avy nanao fahadisoana. Sarotra ny lesona nampitai...
11/02/2026

Indraindray tokoa sarotra ho antsika ny hanaiky ny fiovam-pon'ny olona avy nanao fahadisoana. Sarotra ny lesona nampitain'i Jesoa!

11/02/2026
Tsy azo Lavina fa ratsy ny Fiarahamonina misy antsika!πŸ‘‰Nefa tsy voatery ho ratsy tahaka izanyMaloto ny manodidina (malot...
06/02/2026

Tsy azo Lavina fa ratsy ny Fiarahamonina misy antsika!
πŸ‘‰Nefa tsy voatery ho ratsy tahaka izany
Maloto ny manodidina (maloto fo, ratsy saina,, maloto heritreitra, misetrasetra)
πŸ‘‰ fa azo atao tsara ny ho madio: Madio fo, madio tongotra aman-tanana ka tsy mandeha amin'ny ratsy na manao ratsy. tsy ratsy saina, tsy ratsy loha, tsy ratsy Fanahy.
πŸ‘‰ Ndao mba ho tsara eo amin'ny toerana ratsy eπŸ™πŸ™ Fa tsy ratsy eo amin'ny toerana TsaraπŸ™
Tahian'i Jesoa!

Ny iasana amin'ny maha mpanompon'Andriamanitra: 1)Mba hahavonjy ny Tena2)Mba hahavonjy ny hafaDiniho kely: πŸ‘ŽπŸ‘ŽTsy Voavonj...
05/02/2026

Ny iasana amin'ny maha mpanompon'Andriamanitra:
1)Mba hahavonjy ny Tena
2)Mba hahavonjy ny hafa
Diniho kely:
πŸ‘ŽπŸ‘ŽTsy Voavonjy ny Tena fa Voavonjy ny hafa
πŸ‘‰πŸ‘Ž Voavonjy ny Tena fa Tsy Voavonjy ny hafa.
πŸ‘‰πŸ‘πŸ‘ Voavonjy ny tena, Voavonjy ny hafa.

Ho lasa ihany ity ilay volana Janvier πŸ‘
29/01/2026

Ho lasa ihany ity ilay volana Janvier πŸ‘

Address

Fort Dauphin 🐬
Fort-Dauphin

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Filazantsara 𝐌𝐒𝐚.𝐌𝐩𝐒𝐭𝐚 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category