16/05/2026
MJA GROUPEMENT ANÔSY
MJA BEZAVONA FORT-DAUPHIN
Fankalazana ny andron'ny Mpisantatra manerantany
Nahafinaritra ny fankalazana niaraka tamin'ny Mpisantatra izay notarihin'i Cheftaine Florina (Filohan'ny Mpisantatra).