19/04/2024
FOTOANA MANOKANA HO AN NY
TANORA
AZA MIANDRY OLONA FOANA HANAMPY ANAO
FARANO ANIO IZAY TOKONY FARANANA, ARY ATOMBOY IZAY TOKONY ATOMBOKA ‼️
✨Ho anao tanora izay te hanangan-javatra nefa hatramin'izao mbola tsy nahavita. Fotoana izao, tapaho ny hevitra hiovan'ny fiainanao
Andriamanitra hamangy anao ka hanangana ny fiainanao ho amin'ny voninahitra
Tongava maro
Ento ny namana sy havana.