Haja Andrianarivo

Haja Andrianarivo Partage de parole de Dieu

🤝Tongasoa  MARS🤝👉Volana hamoahana anao hiala tao anaty aizina (fijaliana, tomany, fahoriana, fahantrana, trosa, korotana...
28/02/2026

🤝Tongasoa MARS🤝
👉Volana hamoahana anao hiala tao anaty aizina (fijaliana, tomany, fahoriana, fahantrana, trosa, korotana, sns) ho amin'ny fahazavana (fiainana tsara lavitra)
👉Volana hamotsorana anao ho eny anjara efa voahoman'Andriamanitra ho anao
👉Volana faha 3 hitondran'Jesosy anao hiala tao ho eny ka tsy ahatazona anao intsony ny fasan'ny aretina, tsy fisiana, fahantrana,sns
👉Volana hialanao tao anaty kibon'ny trozon'ny fahazaran-dratsy (depression, aretina mitaiza, projet mandamoka, business tsy mande sns) ho eny anao ilay toerana nanirahana anao mba hitombonao sy hihitaranao.
🌿Raiso ny anjaranao fa efa tonga
🌿Toronao zao
🌿Saison fahavokaranao zao

03/02/2026

Salamo 1:3
Dia tahaka ny hazo ambolena eo amoron'ny rano velona izy, izay mamoa amin'ny fotoany, ny raviny koa tsy mba malazo; ary ny asany rehetra dia ataony lavorary avokoa.

29/01/2026

Romana 8:31b "Raha Andriamanitra momba antsika, Iza no hahatohitra antsika?"

‼️HENOY KELY NGE E‼️👉Ianao io an, dia vokatry ny feo nekenao ho henoina.👉Raha misy taova important indrindra aminao dia ...
25/01/2026

‼️HENOY KELY NGE E‼️
👉Ianao io an, dia vokatry ny feo nekenao ho henoina.
👉Raha misy taova important indrindra aminao dia tokony ho anisany ny SOFINAO
👉Tsy ny tranga hiainanao Zao no important fa ny ny hoe FEO (voix) an'iza no safidinao ho henoina ao anatin'io tranga io.
👉I Eva na dia VELONA (tao edena niaina vie de confort sy fiainana parfaite sy excellente) aza rehefa diso FEO nohenoina dia tonga MATY ka voaroaka niala Téo FIAINANA tsara izay niainany
👉I Lazarosy kosa na dia MATY tao am-pasana aza rehefa nahay nahare ny FEO an'i JESOSY niteny taminy dia tonga VELONA indray.
📍Important bé koa nefa ny ahafantaranao fa ny FEO renao dia miankina , ny toerana misy ny TONGOTRAO, satria eo toerana rehetra izay misy anao dia tsy maintsy hisy FEO ho renao.
📍Ny FEO rehetra izay renao anefa dia TORITENY avokoa ho anao ka hahatonga FINOANA, satria ny finoana dia avy (Romana 10:17)
🌿Mahaiza misafidy ny toerana asinao ny TONGOTRAO satria Ianao tsy maintsy ahare feo toerana rehetra halehanao.
🌿Mahaiza manavaka ny source ny FEO izay renao, fa ny ondriko hoy JESOSY mahalala ny FEOKO (Jaona 10:27).
🌿Tompon'andraikitra ny 'ny fiainanao ianao satria mañana safidy n'y hekenao ho henoina.
❌🚫TANDREMO NY FEO AMPIDIRINAO NY SOFINAO FA HAMARITRA NY HO AVINAO🚫❌

Address

Ampopoka
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Haja Andrianarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share