ACUF - Aumônerie Catholique Universitaire de Fianarantsoa

ACUF - Aumônerie Catholique Universitaire de Fianarantsoa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ACUF - Aumônerie Catholique Universitaire de Fianarantsoa, Church, Andrainjato, Fianarantsoa.

Alahady 02 aogositra 2026Natao veloma teo anivon'ny ACUF ny zoky am-panahy Soeur Voangy rehefa nahazo iraka amin'ny toer...
02/08/2026

Alahady 02 aogositra 2026

Natao veloma teo anivon'ny ACUF ny zoky am-panahy Soeur Voangy rehefa nahazo iraka amin'ny toerana hafa indray 🤝
Nandritra ny 3 taona no nifanerasera tamin'ny tanora Aumônerie Catholique Universitaire de Fianarantsoa izy.
Nanampy sy nanoro hevitra ireo tanora nila izany .
Misaotra tamin'ny fanampiana avy aminao teto anivon'ny ACUF👏
Mirary soa indrindra ary mahavità be amin'ny asan'ny Tompo
Mandrapihaona 👋

Fisaorana feno hatrany no atolotra antsika tonga namaly ny antso tamin'ny Récollection tamin'ny androany. Enga anie hito...
19/07/2026

Fisaorana feno hatrany no atolotra antsika tonga namaly ny antso tamin'ny Récollection tamin'ny androany. Enga anie hitondra hery vao ho antsika rehetra izay zavatra azontsika tamin'ity androany ity

Ary ity ambany ny application niteneniny Groupe 11 teo iny, azontsika alaina amin'ny app playstore izy ity

Tonga ny fotoana ry zareo an ☺️❤️Ka manasa antsika ho tonga maro 🙏🥰
19/07/2026

Tonga ny fotoana ry zareo an ☺️❤️

Ka manasa antsika ho tonga maro 🙏🥰

Aza adino fa manao récollection eny amin'ny la rizière Antady isika ACUF amin'ny Alahady hoavy izao ka manasa antsika ho tonga maro 🙏🥰

De mba partage-o ny publication ntsika mba hahita daholo ny namantsika ☺️

Aza adino fa manao récollection eny amin'ny la rizière Antady isika ACUF amin'ny Alahady hoavy izao ka manasa antsika ho...
13/07/2026

Aza adino fa manao récollection eny amin'ny la rizière Antady isika ACUF amin'ny Alahady hoavy izao ka manasa antsika ho tonga maro 🙏🥰

De mba partage-o ny publication ntsika mba hahita daholo ny namantsika ☺️

Aza adino ry zareo ny Récollection ntsika rahampitso an 🥰 Ilaintsika ny fiatahana Masina ry zareo Tsy mamonjy lamesa aty...
04/07/2026

Aza adino ry zareo ny Récollection ntsika rahampitso an 🥰
Ilaintsika ny fiatahana Masina ry zareo

Tsy mamonjy lamesa aty amin'ny ACUF isika Quartier Sainte Anne rehefa fa misy lamesa ho antsika eny Mahamanina 🙏🥰

Manasa antsika Quartier Sainte Anne rehetra ato amin'ny ACUF mba ho tonga maro amin'ny récollection-ntsika amin'ny alahady hoavy izao.
Ny Quartier Sainte Anne dia isika rehetra manofa trano , sy izay rehetra mipetraka amin'ny R+ , Studio ary Maternité 🙏🥰

Manasa antsika Quartier Sainte Anne rehetra ato amin'ny ACUF mba ho tonga maro amin'ny récollection-ntsika amin'ny alaha...
30/06/2026

Manasa antsika Quartier Sainte Anne rehetra ato amin'ny ACUF mba ho tonga maro amin'ny récollection-ntsika amin'ny alahady hoavy izao.
Ny Quartier Sainte Anne dia isika rehetra manofa trano , sy izay rehetra mipetraka amin'ny R+ , Studio ary Maternité 🙏🥰

"Fanavaozana ho fandrosoan'i Madagasikara"66 taona niverenan' ny fahaleovantenan'i Madagasikara sy nijoroan'ny Foloalind...
26/06/2026

"Fanavaozana ho fandrosoan'i Madagasikara"
66 taona niverenan' ny fahaleovantenan'i Madagasikara sy nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy.

Mirary fety mahafinaritra ho anao ny ACUF - Aumônerie Catholique Universitaire de Fianarantsoa 🙏🇲🇬

26 Jona : Fetim-pirenena Malagasy 🇲🇬Miarahaba antsika rehetra amin'izao Fetim-pirenentsika izao 🎈🎊Ny ACUF - Aumônerie Ca...
26/06/2026

26 Jona : Fetim-pirenena Malagasy 🇲🇬

Miarahaba antsika rehetra amin'izao Fetim-pirenentsika izao 🎈🎊

Ny ACUF - Aumônerie Catholique Universitaire de Fianarantsoa dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra 😊

25/06/2026

Aza adino fa amin'ny 06h 30 maraina ny lamesantsika rahampitso 26 Jona 2026 ao amin'ny chapelle

Address

Andrainjato
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ACUF - Aumônerie Catholique Universitaire de Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category