FLM Toby Soatsihadino

FLM Toby Soatsihadino Jesosy Irery ihany 🤍

"Ary tonga Izy ka nitory teny soa mahafaly milaza FIHAVANANA taminareo"  Jaona 15 : 11FANDAHARAMPOTOANA PENTEKOSTA MAMPI...
16/05/2026

"Ary tonga Izy ka nitory teny soa mahafaly milaza FIHAVANANA taminareo" Jaona 15 : 11

FANDAHARAMPOTOANA PENTEKOSTA MAMPIHAVANA FLM Toby Soatsihadino

CONCERT SOLIDARITÉ 2.0Fampianarana : Tia aho fa sady manaja ny didy fahaefatra no mitandrina ny didy fahaenina" Mpampian...
14/05/2026

CONCERT SOLIDARITÉ 2.0

Fampianarana : Tia aho fa sady manaja ny didy fahaefatra no mitandrina ny didy fahaenina"
Mpampianatra : Atoa Mamitia Jaona Elie Razanapahatelo

Izany fampianarana izany dia otronin'ny Antoko Mpihira Solofon'i Asafa Soatsihadino sy ny Antokompihira Antsan'ny Lanitra Ampitakely amin'ny alalan'ny CONCERT SOLIDARITÉ
Tongava maro hifanotrona ao isika 🤗

Salama e😅!
Elaela izay tsy nihaonana, manomana zavatra tsara be ho antsika ny Solofon'i Asafa Soatsihadino fa aza miala amin'ny Pejy😊

Amin-kafaliana indray ary no hanoloranay an'ity seho miavaka ity. Miavaka satria iarahana amin'ny Antsan'ny Lanitra avy ao amin'ny FLM Filadelfia Ampitankely.

📝 FAMPIANARANA : " Tia aho fa sady manaja ny didy fahefatra no mitandrina ny didy fahenina" iarahana amin'i Mr Mamitia Jaona Elie Razanapahatelo.

"CONCERT SOLIDARITÉ 2.0"
🗓️ 17 Mai 2026
⏰ 02 ora sy sasany
📌 FLM TOBY SOATSIHADINO

Tsy misy vidim-pidirana fa rakitra no tatazana!
Inona no mbola andrasantsika? Ndao hiaraka aminay hankalaza sy hidera an'Andriamanitra amin'io fotoana io.

ANDRO NIAKARANA 2026
13/05/2026

ANDRO NIAKARANA 2026

▫️  "Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy."IKor 3 : 11Miarahaba antsika rehetra...
07/05/2026

▫️ "Fa tsy misy mahay manao fanorenana hafa afa-tsy izay natao, dia Jesosy Kristy."
IKor 3 : 11

Miarahaba antsika rehetra amin'ny anaran'i Jesosy

🔹Fametrahana vato fehizoro (hady fototra) ho an'ny fanitarana ny fiangonantsika
🔹Sabotsy 09 May 2026
🔹Amin'ny 7ora maraina

Ho antsika rehetra tompony, mifampilazà sy mifanentàna ary tongava hametraka tantara ✊✨

LASY FITORIANA tanterahin'ny Fileovana Fianarantsoa amin'ny alalan'ny KTLM Fileovana, ao amin'ny Fitandremana Soatsihadi...
07/04/2026

LASY FITORIANA tanterahin'ny Fileovana Fianarantsoa amin'ny alalan'ny KTLM Fileovana, ao amin'ny Fitandremana Soatsihadino

Fiangonana Loterana Malagasy - Synodam-paritany Afovoany ofisialy

P***A FIJOROANA
04/04/2026

P***A FIJOROANA

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."— Lioka 24 : 7P***A FIJORO...
03/04/2026

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."
— Lioka 24 : 7

P***A FIJOROANA ✊✨

🗓Zoma 03 Aprily 2026
⏰Fidirana : 6 Ora 30 hariva
📝Famp. Soratra Masina (4) : "Ny hazo fijaliana rehareha sy fanantenan'ny mino" 1Korintiana 2 : 1-5
👉Pastora RATOVONJANAHARY Rolland

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."— Lioka 24 : 7P***A FIJORO...
02/04/2026

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."
— Lioka 24 : 7

P***A FIJOROANA ✊✨

🗓 Alakamisy 02 Aprily 2026
FETIN'NY FANASAN'NY TOMPO

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."— Lioka 24 : 7P***A FIJORO...
31/03/2026

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."
— Lioka 24 : 7

P***A FIJOROANA ✊✨

🗓Talata 31 Martsa 2026
⏰Fidirana : 6 Ora 30 hariva
📝Famp. Soratra Masina (3) : "Ny hazo fijaliana fiorenan'ny finoana" 1Korintiana 2 : 1-10
👉Pastora RAKOTOMAHEFA Tahina Eloi, Dr

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."— Lioka 24 : 7P***A FIJORO...
30/03/2026

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."
— Lioka 24 : 7

P***A FIJOROANA ✊✨

🗓Talata 31 Martsa 2026
⏰Fidirana : 6 Ora 30 hariva
📝Famp. Soratra Masina (2) : "Ny hazo fijaliana mahatonga fanoloran-tena"
👉Pastora RAMANANDRAIBE Onjatiana Jean de Dieu

Antoko Mpihira Solofon'i Asafa Soatsihadino

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."— Lioka 24 : 7P***A FIJORO...
29/03/2026

Ny Zanak'olona ..... hohomboana amin'ny hazo fijaliana ary hitsangana amin'ny andro fahatelo."
— Lioka 24 : 7

P***A FIJOROANA ✊✨

🗓Alatsinainy 30 Martsa 2026
⏰Fidirana : 6 Ora 30 hariva
📝Famp. Soratra Masina (1) : "Ny tantara sy ny hevitry ny hazo fijaliana"
👉Teolojiana VONINERA Desiré Alphonsine

Antoko Mpihira Solofon'i Asafa Soatsihadino

Address

Soatsihadino
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FLM Toby Soatsihadino posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share