Fanilon'i Madagasikara Diosezy Fianarantsoa

Fanilon'i Madagasikara Diosezy Fianarantsoa COMITE JEUNE DIOSEZY FIANARANTSOA
1947-2017

Welcome home Marinah Ramonjasoa 🥰🥰💐
29/08/2026

Welcome home Marinah Ramonjasoa 🥰🥰💐

Mirary soa ho an'i Francelette Ras ❤️👏🙏
29/08/2026

Mirary soa ho an'i Francelette Ras ❤️👏🙏

🔥 AKON’NY ZAIKABE SY FIVORIAMBE FANILON’I MADAGASIKARA 2026 🔥🧭CENTRE MAHATSARA AKAMASOA 🧭📸 Indro zarainay aminareo ireo ...
25/08/2026

🔥 AKON’NY ZAIKABE SY FIVORIAMBE FANILON’I MADAGASIKARA 2026 🔥

🧭CENTRE MAHATSARA AKAMASOA 🧭

📸 Indro zarainay aminareo ireo sary vitsivitsy maneho ny fotoana niavaka nandritra ny ZAIKABE sy Fivoriamben’ny Fanilon’i Madagasikara 2026, izay nahafahana nisolo tena sy niara-nientana tamin’ireo Diosezy samihafa.

🙏🏾 Fisaorana sy fankasitrahana lehibe no atolotray ireo mpandray anjara rehetra nisolo tena ny Diosezy , ary koa ireo rehetra nandray anjara tamin’ny fikarakarana sy fanatanterahana izao hetsika lehibe izao. 👏🏾💐

💚 Ny Fanilon’i Madagasikara Diosezy Fianarantsoa dia faly miarahaba an’i Patricia Harenae Tahirindray, voafidy indray ho Filoha Iombonan’ny Fanilon’i Madagasikara mandritra ny 4 taona ho avy.

🌟 Mirary fahombiazana, fahendrena ary hery hatrany amin’ny fanatanterahana ny andraikitra lehibe iantsorohana. Enga anie hitondra vokatra tsara sy fandrosoana ho an’ny Fanilon’i Madagasikara ny fitarihanao.

🙏 Misaotra ireo rehetra nisolo Tena ihany koa 🧭🎉

ZAIKABE AG 2026 👏✨❤️
22/08/2026

ZAIKABE AG 2026 👏✨❤️

Miarahaba ny Fanilon'i Madagasikara nahazo FILOHA Iombonana vaovao ❤️🙏FILOHA Patricia Harenae Tahirindray 👏👏✨ Mirary soa...
22/08/2026

Miarahaba ny Fanilon'i Madagasikara nahazo FILOHA Iombonana vaovao ❤️🙏
FILOHA Patricia Harenae Tahirindray 👏👏✨
Mirary soa ho anao amin' ny izao 4 taona ho AVY izao ☺️ 🙏

07/08/2026

🖼️ Andao indray hiara-hientana amin'ny fanomanana ny Zaikabe sy Fivoriambe! 💙🔥

Efa vonona ve isika? 😍 J-10 isika izao

Manasa antsika rehetra hanova ny "photo de profil" antsika amin'ity rohy ofisialy ity ho mariky ny fiomanantsika sy ny firaisantsika.

📌 Ahoana no hanaovana azy?
✅ Sokafy ny rohy Canva : https://canva.link/cpsk1zhijz3isqc
✅ Atao"Dupliquer"ilay modèle.
✅ Mankao amin'ny "Importer" --> "Importer des fichiers" --> Misafidy ny sary tianao ampiasaina
✅ Ary alefaso ao amin'ilay "cadre" boribory ny sarinao.
✅ Sintomy (Télécharger) ary ataovy "photo de profil".

Andao hampiseho fa efa miomana amin'ny Zaikabe sy Fivoriambe isika! 🙏💙

Ho an'ny ankizivavy sy ny tontolony.

Fiofanana Surf Smart 🖼️ Hantanirina Nomenjanahary Sylvia 🙏 Mankasitraka nampita fahalanana vaovao 🙏🙏 Mirary soa antsika ...
19/07/2026

Fiofanana Surf Smart 🖼️ Hantanirina Nomenjanahary Sylvia 🙏

Mankasitraka nampita fahalanana vaovao 🙏🙏
Mirary soa antsika MP hampita amin'ny Beazina 😊💪

Misaotra an'i Ladydi Jénnysca Razanaparany ihany koa nizara Sy nitondra Voandalana 😊😀

Miarahaba ny FIMO 👏👏
12/07/2026

Miarahaba ny FIMO 👏👏

Address

Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 09:00 - 16:30
Tuesday 09:00 - 16:30
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanilon'i Madagasikara Diosezy Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share