Akon'ny Filazantsara Ziona Famonjena Ankofafa

Akon'ny Filazantsara            Ziona Famonjena Ankofafa Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Akon'ny Filazantsara Ziona Famonjena Ankofafa, Evangelical church, Ankofafa, Fianarantsoa.

Izahay dia Vondrona arampilazan-tsara izay Chorale ary vonona hitory an'i Jesosy @ alalan'ny Hira izahay hatrany amparan'ny tany, tsy manavaka antokom-pinoana na inona na inona fa rahefa vonona hanaparitaka ny Filazantsara dia indreto izahay!

❤️Galatian 3: 8b-9❤️Fiarabana tratrin'ny taona NY Ankon'ny Filazantsara izay natao taty Ankijana , Isaorana an'i Jesosy ...
30/03/2026

❤️Galatian 3: 8b-9❤️
Fiarabana tratrin'ny taona NY Ankon'ny Filazantsara izay natao taty Ankijana , Isaorana an'i Jesosy fa tena nahafinaritra be ny fiarahana 🥰.

Address

Ankofafa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Akon'ny Filazantsara Ziona Famonjena Ankofafa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share