GRACE - Gospel RACE

GRACE - Gospel RACE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from GRACE - Gospel RACE, Fianarantsoa.

21/07/2023

😍😍😍

19/07/2022

❤ GRACE ❤

Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra.            MIZ'ART FITIA andian'ny voalohany an-tsary.Misaotra an'i...
15/12/2021

Ho an'Andriamanitra irery ihany anie ny Voninahitra.
MIZ'ART FITIA
andian'ny voalohany an-tsary.
Misaotra an'ilay Ray be fitia tamin'ny fintantanany ka mbola afaka nanantontosa ny asany ny 12 Dec 2021 lasa teo.

Ankasitrahana ihany koa ireo namana mpiara-mitory Afro Wisdom & Youth for Christ
Misaotra antsika rehetra izay tonga nanotrona, nifanolo-tanana ary niaraka nidera an'Andriamanitra.
Izy anie homba sy hitahy antsika rehetra.

📸P.T.M Multi Fian'Art

GRACE MIZ'ART FITIA ❤Malagasy ahoZanak'Andriamanitra ahoTia mizara amin'ny hafa  Ary ianao?Ndeha hifanolo-tanana ho fana...
18/11/2021

GRACE MIZ'ART FITIA ❤

Malagasy aho
Zanak'Andriamanitra aho
Tia mizara amin'ny hafa
Ary ianao?
Ndeha hifanolo-tanana ho fanampiana ireo manodidina antsika, koa manasa anao.

" Aoka hazava eo imason'ny olona toy izany koa ny fahazavanareo, mba hahitany ny asa soa ataonareo ka hankalazany ny Rainareo izay any an-danitra ". Mat 5 : 16

🌸Voninahitra ho an'Andriamanitra🌸 Tontosa ny fiarahana midera sy mankalaza an'Andriamanitra tao amin'ny Fiangonana Vatol...
08/11/2021

🌸Voninahitra ho an'Andriamanitra🌸
Tontosa ny fiarahana midera sy mankalaza an'Andriamanitra tao amin'ny Fiangonana Vatolampin'i Kristy 🌸

💖"Izao olona noforoniko izao dia natao hanambara ny fiderana Ahy" hoy Jehovah Rainao 💖
09/10/2021

💖"Izao olona noforoniko izao dia natao hanambara ny fiderana Ahy" hoy Jehovah Rainao 💖

Lioka 2:11"Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tananan'i Davida. dia i Kristy Tompo"Mank'Laza Krismasy
16/12/2019

Lioka 2:11
"Fa Mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tananan'i Davida. dia i Kristy Tompo"
Mank'Laza Krismasy

09/12/2019

CLIP
GRACE - Andro Mihiratra

Mpihazakazaka ho an'ny filazantsara
GOSPEL RACE
1 Kor 9 : 24
Nindramina ny Hiran'i Kirk francklin brighter day, hijoroanay vavolombelona fa tena nihatra taminay, nandalo sedra maro ny fikambanana vao tonga . Ary nanombohana ny asa satria, "Ny fitiavan'i Jesosy no nanova sy nanefy ka nahatonga ny andro hamiratra" fanefena nahatonga fandresendahatra lehibe hoan'ny mpikambana tsirairay.
Zaraina mba hahazo andro mihiratra koa ianao, zarao ihany koa rah naharay hafatra enao, fa naman'ny efa mitory ihany izany.

03/11/2019
29/09/2019

Miandry anao ny Tompon-tsika!

Address

Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GRACE - Gospel RACE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share