24/08/2026
"Na dia ny ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana"
Tononkira solomona 8:7 🤍
Ankafaliana indray no izaranay ny fahasoavana izay nirotsaka amin'i Tafita (ilay lehilahy) mpikambana ato amin'ny AMJ. Ao amin'ny bassiste moa no feo misy azy ato amin'ny fikambanana.
Ny 16 Aogositra lasa teo dia nandray ny Sakramentan'ny fanambadiana (Mariage religieux) izy mivady koa dia voninahitra anie ho an'Andriamanitra irery ihany.
Faly miarahaba sy mirary tokatrano sambatra ho anareo mivady izahay. Ny Tompo anie no ho ivon'ny tokatranonareo sy hitahy mandrakariva ny ankohononareo.
Félicitations 🥳🤍