ECAR Diosezy Fenoarivo-Atsinanana

ECAR Diosezy Fenoarivo-Atsinanana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from ECAR Diosezy Fenoarivo-Atsinanana, Religious organisation, Fenoarivo-Atsinanana, Fenoarivo Atsinanana.

Enga anie hidina amintsika rehetra ny Fanahy Masina ka hameno fiadanana, fitiavana ary fahasoavana ny fontsika.Mirary Pe...
24/05/2026

Enga anie hidina amintsika rehetra ny Fanahy Masina ka hameno fiadanana, fitiavana ary fahasoavana ny fontsika.
Mirary Pentekôty sambatra ho antsika rehetra !

23/05/2026
16/05/2026
📻⛪ Arahinao mivantana eto amin’ny Radio Catholique Masôva (RCM) sy ao amin’ny pejy Facebook RCTM ny témoignage faha 25 t...
16/05/2026

📻⛪ Arahinao mivantana eto amin’ny Radio Catholique Masôva (RCM) sy ao amin’ny pejy Facebook RCTM ny témoignage faha 25 taona naha Eveka ary faha 40 taona naha Pretra an’i Son Éminence Mgr Désiré Tsarahazana, Arsevekan’i Toamasina.

🕟 Manomboka amin’ny 04 ora sy 30 minitra.

✝️ Hotohizana amin’ny fankalazana ny Sorona Masina amin’ny Alahady amin’ny 🕘 09 ora maraina.

🙏 Tongava maro hanaraka sy hiombom-bavaka.

Source: RCM

14/05/2026

Notendren'i Papa Léon XIV ho Nonce Apostolique any Ouganda i Mgr Tomasz Grysa izay niasa teto Madagasikara.

Taorian'ny fiofanana nataony teo anivon'ny Académie Pontificale ecclésiastique, ivotoerana fampiofanana ireo diplomaty eo anivon'ny Fiketrahana Masina, dia niasa tamin'ireo représentation pontificale tamin'ny firenena maro samihafa izy nanomboka ny volana Jolay 2001.

Ny 27 Septembre 2022 izy no voatendry ho Nonce Apostolique eto Madagasikara.. Nohamasinina ho Eveka ny 1 Novambra 2022. Tonga teto Madagasikara kosa ny fiandohan'ny taona 2023.

Mahafehy fitenim-pirenena maro izy a : français, anglais, italien, portugais, russe et espagnol. Efa tazantsika koa izy amin'ireny fihaonana ireny miezaka mitarika Lamesa amin'ny teny Malagasy.

⛪ I JESOA KRISTY NIAKATRA ANY AN-DANITRA NA NY "ASCENSION"Ankalazain'ny Fiangonana androany  ny niakaran'i Jesoa Kristy ...
14/05/2026

⛪ I JESOA KRISTY NIAKATRA ANY AN-DANITRA NA NY "ASCENSION"
Ankalazain'ny Fiangonana androany ny niakaran'i Jesoa Kristy any an-danitra, 40 andro aorian'ny Paka.

Ry Andriamanitra Andriananahary ô, ataovy heni-kafaliana masina ny fonay sy mirebi-karavoana, misaotra Anao amim-pitiavana; satria ny fiakaran’i Kristy Zanakao any an-danitra dia efa fanandratana anay, ary ny voninahitra nidiran’Izy Filohanay kosa, dia efa fanantenana ho anay rantsam-batany.
Amin’ny alalan’Izy Jesoa Kristy Zanakao Tomponay, Izay Andriamanitra velona sy manjaka … Amen

Ry Fo masin'i Jesoa ô...

‼️FANKALAZANA FETIN’NY MPIANDRY ONDRY TSARA Natokan’ny Eglizy ho andro maneran-tany faha-63 ivavahana ho an’ny Fiantsoan...
26/04/2026

‼️FANKALAZANA FETIN’NY MPIANDRY ONDRY TSARA
Natokan’ny Eglizy ho andro maneran-tany faha-63 ivavahana ho an’ny Fiantsoan’Andriamanitra.
Nankalazaina izany androany tao amin'ny Petit Seminaire Saint JEAN XXIII, Sorona Masina notarin'ny Eveka Mgr MAREK Ochlak.

17 Avril 2025 - 17 Avril 2026!! Feno iray taona androany ny nanendren'ny Papa Ray Masina François an'i Mgr Marek OCHLAK ...
17/04/2026

17 Avril 2025 - 17 Avril 2026!! Feno iray taona androany ny nanendren'ny Papa Ray Masina François an'i Mgr Marek OCHLAK ho evekan'ny Diosezy Fenoarivo Atsinanana! Mivavaka isika hoazy sy ny Diosezy sahaniny!

Faly miarahaba ny Pretra rehetra amin'izao Alakamisy Masina fetin'izy ireo izao. Ary mivavaha ho azy ireo isika!!!
02/04/2026

Faly miarahaba ny Pretra rehetra amin'izao Alakamisy Masina fetin'izy ireo izao. Ary mivavaha ho azy ireo isika!!!

Address

Fenoarivo-Atsinanana
Fenoarivo Atsinanana
509

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ECAR Diosezy Fenoarivo-Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share