EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana

EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana Eglise catholique

Indro ary homena antsika ny andinindininy mahakasika ny hetsika ho karakarain'ny EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana. 27...
16/07/2022

Indro ary homena antsika ny andinindininy mahakasika ny hetsika ho karakarain'ny EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana. 27 Aoรปt 2022: Cabaret ao @ centre social ๐Ÿบ๐Ÿป๐Ÿท๐Ÿท๐Ÿ—๐Ÿก ary ny 28 Aoรปt 2022 Spectacle goavana๐ŸŽ‰๐ŸŽค๐ŸŽน๐ŸŽธ๐ŸŽบ Ho avy ao koa i Soazy amin'ireo daty ireo koa tongava aby fa tena ho hafa @ hafa ity an. Ezaka trano vadim-piangonana ihany moa izany.โ›ชโ›ช๐Ÿ™๐Ÿ™

AIM: Antilin'I Madagasikara EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana mikarakara hetsika ho antsika eto Fandriana sy ny manodi...
20/05/2022

AIM: Antilin'I Madagasikara EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana mikarakara hetsika ho antsika eto Fandriana sy ny manodidina. Tongava maro fa ny adidy ho vita ny fahafinaretana ho azo โœŒ๐Ÿ’Ÿ๐ŸŽค๐Ÿ’•๐Ÿ’•๐Ÿ’ช. Tongava maro e.

Tsy hay ny tsy hisaotra atsika Kristianina sy ny vahoakan'ny Fandriana manontolo ๐Ÿ™๐Ÿ™, ianareo zay namaly ny antso๐Ÿ™๐Ÿ™‹. Mank...
25/04/2022

Tsy hay ny tsy hisaotra atsika Kristianina sy ny vahoakan'ny Fandriana manontolo ๐Ÿ™๐Ÿ™, ianareo zay namaly ny antso๐Ÿ™๐Ÿ™‹. Mankasitraka ๐Ÿ™๐Ÿ™ indrindra anareo ny EKAR MEKAR Md Josefa Andohamiry FandrianasEKAR Md Josefa Andohamiry FandrianaaEKAR Md Josefa Andohamiry FandrianaaEKAR Md Josefa Andohamiry FandrianaiEKAR Md Josefa Andohamiry Fandriananohananareo ny Fiangonana๐ŸŽ‰โ›ช Andriamanitra manankarem-pahasoavana hamaly soa anareo ๐Ÿ’•๐Ÿ‘๐Ÿ’–๐Ÿ’–๐Ÿ™

Salama e! Isika sisa no andrasana fa efa vonona daholo ny zavatra rehetra.๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ 200ar de mitaingina ๐Ÿด๐Ÿด. Tsy hadino koa ny G...
23/04/2022

Salama e! Isika sisa no andrasana fa efa vonona daholo ny zavatra rehetra.๐ŸŽ‰๐ŸŽ‰ 200ar de mitaingina ๐Ÿด๐Ÿด. Tsy hadino koa ny Gala รฉvangรฉlique anio hariva @ 6h hariva๐ŸŽน๐ŸŽผ๐ŸŽค๐ŸŽถ๐ŸŽผ๐ŸŽผ๐ŸŽน๐ŸŽธ

Nofaranana t@ Adoration ny andro voalohany๐Ÿ™๐Ÿ™. Miandry antsika rehetra indray hitaingina sovaly ny Sabotsy sy Alahady iza...
22/04/2022

Nofaranana t@ Adoration ny andro voalohany๐Ÿ™๐Ÿ™. Miandry antsika rehetra indray hitaingina sovaly ny Sabotsy sy Alahady izao

Andro voalohany @ fankalazana ny fetin'ny EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana โ›ช๐ŸŽ‰nosokafana tamin'ny Sorona Masina. Vidรฉo...
22/04/2022

Andro voalohany @ fankalazana ny fetin'ny EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana โ›ช๐ŸŽ‰nosokafana tamin'ny Sorona Masina. Vidรฉo projection๐ŸŽฅ๐ŸŽค . Mirary soa antsika rehetra e๐Ÿ™๐Ÿ™โ˜บโ˜บ

Address

Fandriana

Telephone

+261344627742

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to EKAR Md Josefa Andohamiry Fandriana:

Share