15/06/2025
Tonga namangy ny fiangonana Ambalavola Fitiavana ny vadin'ny loholona eto anivon'ny Rezionaly Antsiranana ny Sabata faha-14 jona 2025 lasa teo.
Nisy hetsika notanterahin'izy ireo tamin'ny tapany hariva izay narahin'ny fanomezana vary sy savony ary vovon-tsavony hoan'ireo behantitra teo anivon'ny fiangonana.