TIMAD Tanoran'ny Islam Mandray Andraikitra eto Diego

TIMAD Tanoran'ny Islam Mandray Andraikitra eto Diego Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TIMAD Tanoran'ny Islam Mandray Andraikitra eto Diego, Religious organisation, Diego.

๐Ÿ”ด  Ho Tratra maraina indray isika rehetra                 ๐Ÿคฒ๐ŸฝInchaโ€™Allah๐Ÿคฒ
30/04/2026

๐Ÿ”ด Ho Tratra maraina indray isika rehetra
๐Ÿคฒ๐ŸฝInchaโ€™Allah๐Ÿคฒ

30/04/2026

๐Ÿ‘‹ Ho Tratra maraina indray isika rehetra๐ŸŒ™
๐Ÿคฒ๐ŸฝInchaโ€™Allah๐Ÿคฒ

30/04/2026

๐ŸŒ™Soalat Witr๐ŸŒ˜

โญ•๏ธ๐€๐’๐’๐„๐Œ๐๐‹๐„ฬ๐„ ๐†๐„ฬ๐๐„ฬ๐‘๐€๐‹๐„ ๐ƒ๐„ ๐‹โ€™๐€๐’๐’๐Ž๐‚๐ˆ๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐“๐ˆ๐Œ๐€๐ƒ ||| ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ž๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—œ๐— ๐—”๐—— .โœ…๏ธ Taminโ€™iny fotoana farany iny, niara-nanapa-k...
30/04/2026

โญ•๏ธ๐€๐’๐’๐„๐Œ๐๐‹๐„ฬ๐„ ๐†๐„ฬ๐๐„ฬ๐‘๐€๐‹๐„ ๐ƒ๐„ ๐‹โ€™๐€๐’๐’๐Ž๐‚๐ˆ๐€๐“๐ˆ๐Ž๐ ๐“๐ˆ๐Œ๐€๐ƒ

||| ๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ž๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—œ๐— ๐—”๐—— .

โœ…๏ธ Taminโ€™iny fotoana farany iny, niara-nanapa-kevitra sy nifampizara hevitra izahay mba hifantoka aminโ€™ny fanatanterahana ireo tetikasa sy fandaharanโ€™asa aorianโ€™ny volana Ramadan.

๐Ÿ‘‹ Nanao fanavaozana ny birao ihany koa ny fikambanana ๐—ง๐—œ๐— ๐—”๐——, mba hanamafisana ny rafitra sy hampidirana hery vaovao.

๐ŸŒ™ Andro amanโ€™alina, ny tanorantsika ato aminโ€™ny fikambanana ๐—ง๐—œ๐— ๐—”๐—— dia miezaka sy mandinika hatrany ny fampandrosoana ny hoavinโ€™ny finoana Islamo sy ny fiaraha-moninโ€™ny mpino eto Madagasikara, mba hanamafisana ny firaisankina sy ny asa soa.

โœ…๏ธ Ny fahavononana sy ny fandraisana anjara avy aminโ€™ny tsirairay no maha-zava-dehibe aminโ€™ny fanatanterahana ny adidy eo aminโ€™ny maha-mpikambana ato aminโ€™ny fikambanana ๐—ง๐—œ๐— ๐—”๐—— .

๐Ÿ‘‰ Ny fiaraha-miasa sy ny firaisankina no lakilenโ€™ny fahombiazana sy ny fandrosoana.

๐Ÿ™ Mankasitraka ireo rehetra nandray anjara sy manohy ny ezaka!

๐Ÿ‘‹๐—ง๐—œ๐— ๐—”๐——, le cล“ur du soutien et de la solidaritรฉ.....

30/04/2026

๐ŸŒ™Soalat Inchaฬ€a ๐ŸŒ˜

๐Ÿ“ข Ireto avy ireo ๐—ž๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜„๐—ถ๐—ฏ handray anjara aminโ€™ny ๐—ž๐—ต๐—ผ๐˜‚๐˜๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐˜‚๐—น ๐—๐—ผ๐˜‚๐—บโ€™๐—ฎ๐—ต aminโ€™ireo ๐— ๐—ฎ๐˜€๐—ท๐—ถ๐—ฑ samihafa eto Antsiranana, rahampitso...
30/04/2026

๐Ÿ“ข Ireto avy ireo ๐—ž๐—ต๐—ฎ๐˜๐˜„๐—ถ๐—ฏ handray anjara aminโ€™ny ๐—ž๐—ต๐—ผ๐˜‚๐˜๐—ฏ๐—ฎ๐˜๐˜‚๐—น ๐—๐—ผ๐˜‚๐—บโ€™๐—ฎ๐—ต aminโ€™ireo ๐— ๐—ฎ๐˜€๐—ท๐—ถ๐—ฑ samihafa eto Antsiranana, rahampitso Zoma in shaa Allah.

๐Ÿคฒ Ho tratrany andro zoma sy ny Soalat ul Joumโ€™ah isika rehetra In shaa Allah....

๐ŸซธInchaโ€™Allah๐Ÿซท

๐Ÿ”ด ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ข๐—™๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ .๐Ÿ“ ๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—” ๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—š๐—”: Nisy tranga nahatsiravina izay niteraka resabe teto aminโ€™ny fiarahamonina, nahi...
30/04/2026

๐Ÿ”ด ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ฅ๐—”๐—ก๐—” ๐—ข๐—™๐—œ๐—ฆ๐—œ๐—”๐—Ÿ๐—ฌ .

๐Ÿ“ ๐—ญ๐—”๐—ฉ๐—” ๐—ก๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—š๐—”: Nisy tranga nahatsiravina izay niteraka resabe teto aminโ€™ny fiarahamonina, nahitana fihetsika feno herisetra sy fanalam-baraka natao taminโ€™i Oustaz, raiamandreny ๐—–๐—ต๐—ฒ๐—ถ๐—ธ๐—ต ๐—”๐—ฏ๐—ผ๐˜€๐—ผ๐—ฎ๐—ฟ๐˜† ๐—ฆ๐—ฎ๐—ถ๐—ฑ ๐—”๐—ฟ๐˜€๐—ฒฬ€๐—ป๐—ฒ, Filohanโ€™ny fikambananโ€™ny silamo malagasy ๐—™๐—ฆ๐—  eto Madagasikara

๐Ÿ‘‰ Manoloana izany, mipetraka ny fanontaniana hoe , Mijanona aminโ€™iny ve ity raharaha ity sa hisy fanadihadiana lalina sy mangarahara? Iza no handray andraikitra aminโ€™ny fametrahana ny rariny sy ny hitsiny ฬAiza ny fepetra hentitra hisorohana ny fiverenanโ€™ny herisetra tahaka izao? Ho voaaro ve ny hasinโ€™ny raiamandreny sy ny mpitondra fivavahana eto aminโ€™ny firenena?

โš–๏ธ Ny ๐—™๐—œ๐—ž๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—œ๐— ๐—”๐—— dia manamafy fa tokony hampiharina ny lalร na velona eto Madagasikara, indrindra ny lalร na mifehy ny
fanalam-baraka sy faniratsirana olona (atteinte ร  lโ€™honneur et ร  la considรฉration),
herisetra sy fandrahonana, ary fanakorontanana ny filaminam-bahoaka.

๐Ÿ‘‰ Araka ny foto-kevitra fototra ao aminโ€™ny ๐—Ÿ๐—ฎ๐—น๐—ฎฬ€๐—ป๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐˜†, tsy azo ekena ny fihetsika mandika ny zonโ€™olona sy manitsakitsaka ny hasinโ€™ny hafa, indrindra ny raiamandreny sy mpitondra fivavahana.

๐ŸซธMiantso ireo tomponโ€™andraikitra mahefa izahay mba tsy hijery fotsiny fa handray fepetra hentitra sy mazava, satria ny fahanginana aminโ€™ny tsy rariny dia mety hanamafy ny tsy fandriampahalemana.

๐Ÿ‘‹ Tadidio fa ny fahanginana manoloana ny tsy rariny dia fanekena azy .

๐Ÿซท๐—™๐—œ๐—ž๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ง๐—œ๐— ๐—”๐——๐Ÿซธ

30/04/2026

๐ŸŒ™Soalat fajr๐ŸŒ˜

30/04/2026

๐Ÿ‘‹Tafifoha maraina indray isika.
๐ŸŒ™
Alhamdoulillah ๐Ÿคฒ

๐Ÿ”ดTafifoha maraina indray isika๐ŸŒ™                         ๐Ÿ–Alhamdoulillah ๐Ÿคฒ
30/04/2026

๐Ÿ”ดTafifoha maraina indray isika๐ŸŒ™

๐Ÿ–Alhamdoulillah ๐Ÿคฒ

Address

Diego
MASJIDSOAFENO

Telephone

+261324885639

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIMAD Tanoran'ny Islam Mandray Andraikitra eto Diego posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to TIMAD Tanoran'ny Islam Mandray Andraikitra eto Diego:

Share