Sambatra Izay Mino ny Teny

Sambatra Izay Mino ny Teny Evengelique

04/08/2025
04/08/2025
04/08/2025
31/10/2024
04/05/2024

TORITENY 05 MAY 2024
Romana 8.9-13
".NY OLONA TE HO VELONA MANDRAKIZAY." dia
1)Manaiky hitoeran'ny Fanahy Masina (Ad. 9-11)
2)Tsy maintsy mamono ny nofony (Ad. 12,13)
Fehiny: Mandehana araky ny Fanahy ianao fa ho velona mandrakizay.

04/05/2024

MOFONAINA 04/05/24
1KOR.2:12-16"
".NY OLONA NANDRAY NY FANAHY MASINA."
1)Mahafantatra ny zvtr nomen'Atra azy (Ad.12)
-Ny famelan-keloka- Ny famindrampo
2)Mahafintatra izay nolazaina taminy (Ad.13)
-Fampianarana sy fitaizana
3)Mahafantatra ny zavatra rehetra (And.15)
- mahay mifantina izay avy @ Atra
4)Manana ny toetsain'i Kristy (And.16)
FANTARO RY HAVANA, IZA IANAO.? THJ
De Pstr Wilder.

06/01/2024

AZA TIA FOSA !

Efa zary fahazaran-dratsy mahazo ny olona ankehitriny maro ity fosa ity. Na am-bava na an-tsoratra. Ary nampiakatra lenta azy ny teknolojia (tambajotran-tserasera).
Amin'izao Taona vaovao izao , dia andeha asiana fandinihana ny momba ity fosa ity.

1. VOKA-PIKAROHANA
Atolotra antsika eto ity voka-pikarohana iray ity.
- 52 mn / andro ny salanisa lany hifosana olona tsy eo anoloana.

- Ireto ireo karazana fosa misy
* 75% ny fosa "neutre", tsy mikendry hanimba na ankolaka na mivantana.
* 15% ny fosa "masiaka", tena mamely mafy ilay olona fosaina.
* 9% ny fosa "tsara". Miresaka izay tsara momba ilay olona fosaina.

- Toy izao ny momba ny olona tia fosa
* ny vehivavy no mpifosa kokoa noho ny lehilahy
* ny tanora no mpifosa "masiaka" noho ny olon-dehibe
* ny midonanampoana no mpifosa kokoa noho ny be asa
* ireo mpiresaka (extraverti) no mpifosa kokoa noho ny ireo mpikatona vava (introverti)

2.FAMPIANARAN'NY SORATRA MASINA
- Ny zavatra mivoaka avy amin'ny vava, hoy i Jesoa, no mahaloto ny olona (Mat 15: 11). Loto ara-toetra sy moraly ary ara-panahy ny teny miendrika fosa izay atao.

- Tsy voambolana ampiasain'ny Soratra Masina ny "fosa". Fa ny mitovy hevitra aminy sy ny vokany kosa dia lazainy. Ireto ny santiona amin'izany.
* tsaho. Raràna isika tsy hanely tsaho momba ny hafa (Eks 23:1).
* teny maloto. Tsy ny vavan'ny mpino no hiteny toy izany (Efe 4: 29)
* voso-dratsy." Blague" ratsy ity, tsy mety akory ny mihaino sy mandray anjara amin'izany (Efe 5: 3-4)
* lelan'ny menarana. Fadio ny manazatra ny saina sy ny vava hifosa, izay poizina mamotika ny hafa (Sal 140: 3) sy manapotika koa ny tena (Oha 21: 23). Ny voninkazo tsara hatrany no tsindromin'ny Tantely.

* mibedibedy foana manaratsy. Indrisy fa hatrany anaty Fiangonana dia misy manao ity, hanafenany ny haratsiany (3 Jao 1: 10).
* teny maro. Miseho mahay ny olona samihafa, ka miresaka ny momba azy. Mahatonga o

09/12/2023
09/12/2023

Gal 6:15
"Ho olom-baovao"
1. Tsy ny fombam-pivavahana (lalàna) no mahova antsika
2.Fa Kristy no mahova antsika ho olom-baovao (2 Kor 5:17)

29/11/2023

Ton sol 8: 8
" Ahoana ny ataonay amin'ny zandrivavinay ?"
1. Tezao tsy hanambady mbola zaza izy
2.Ataovy tsara sy mafy noho ny ananany izany :tilikambo volafotsy, hazo fisaka sedera (and-9)

17/11/2023

1 Pet 1: 13
"Sikino ny sainareo"
1. Tsara fehy hiatrika ny mafy ny saintsika
2.Rehefa hay ny Tenin'ny Tompo (Efe 4: 23)

Address

FJKM Tanambao
Diégo-Suarez
201

Telephone

+261342379503

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sambatra Izay Mino ny Teny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Place Of Worship

Send a message to Sambatra Izay Mino ny Teny:

Share